Famonoana variraraka nahafaty olona am-polony, mampitabataba ny fiarahamonina shinoaIn-telo no nisy famonoana olo-maro sy fahatany tao anatin'ny tapabolanaMpanoratra Oiwan Lam Nandika Andriamifidisoa Zo28 Novambra 2024
Adin'Israely amin'ny Firenena Mikambana: Mety ho fanombohan-javatra mampidi-doza ny fandraràna ny UNRWAMiteraka ahiahy manerantany amin'ny vonjy voina ny lalàna iray manondro ny Sampandraharahan'ny Firenena Mikambana ho ‘vondrona mpampihorohoro’Mpanoratra Walid El Houri Nandika Andriamifidisoa Zo27 Novambra 2024
Nepaley marobe no voafitaka hiditra tao amin'ny tafika Rosiana"Tena tahaka ny hoe tantara foronina ilay izy, ary mety tsy hino izany ny olona."Mpanoratra Nepali Times Nandika Andriamifidisoa Zo26 Novambra 2024
Misy migadra hatramin'ny folo taona ireo mpikatroka prô-demôkrasia miisa 45 ao Hong KongVoaheloka higadra 10 taona ny profesoran'ny lalàna teo aloha irayMpanoratra Hong Kong Free Press Nandika Andriamifidisoa Zo23 Novambra 2024
Miady ho anisan'ny rambony i Nigeria eto Afrika atsimon'i Sahara amin'ny fisoloantenan'ny vehivavy ao amin'ny parlemantaRafitra ara-politika sy sakana ara-piarahamonina no manakana ny vehivavy tsy hanao politika Mpanoratra Abdulrosheed Fadipe Nandika Andriamifidisoa Zo21 Novambra 2024
Melohin'ny firaisa-monim-pirenena Montenegrina ny fisantaran'andraikitra Lalànan'ny “mpiasa ho amin'ny tombontsoam-bahiny” endrika rosianaMety handray lalàna mitovy amin'ity ireo fanjakana hafa ao amin'ny faritr'i BalkansMpanoratra Global Voices Central & Eastern Europe Nandika Andriamifidisoa Zo19 Novambra 2024
Tsy mifanaraka amin'ny fitsipi-pifanarahana ny ao Nouvelle-Zélande ka velona ny fihetsiketseham-panoheranaMisy ireo Māori mpanao lalàna sasantsasany nanao dihy hakà nandritra ny fotoam-pivoriana parlemanteraMpanoratra Mong Palatino Nandika Andriamifidisoa Zo18 Novambra 2024
Mbola mandady ao Brezila ny trambon'ny fihetsika mitrifana mpitoraka zava-mipoaka nahafaty olona irayLehilahy iray maty teo ampanapoahana baomba ny Lapan'ny Fitsarana Tampony ao BrezilaMpanoratra Global Voices Brazil Nandika Andriamifidisoa Zo15 Novambra 2024
Mampaneno anjomara fanairana amin'ny fitomboan'isan'ireo trangam-panjavonana ao Filipina ny mpikatrokaMivory miantso ny rariny ireo fianakavian'ny mpikatroka nanjavonaMpanoratra Mong Palatino Nandika Andriamifidisoa Zo07 Novambra 2024
Ireo angatra sy matoatoa ary olona sy biby mahatahotra ao amin'ny vakodrazan'i JamaikaZava-mahatalanjona mampangorintsina hazon-damosinaMpanoratra Emma Lewis Nandika Andriamifidisoa Zo04 Novambra 2024