Tsy ny filoha ihany no hitondra mandra-maty ao Azerbaijan, fa ny parlemanta koaKandidà arivo no mifaninana hahazo sera parlemantera tamin'ny 22 jolayMpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Andriamifidisoa Zo29 Jolay 2024
Ny mety sy ny tsy mety amin'ny fampiasam-bola shinoa eo amin'ny sehatry ny fitrandraham-bolamenan'i TajikistanMitera-bola ho an'ny governemanta ny fampiasam-bola fa manimba ny vahoakaMpanoratra Shahida Yakub Nandika Andriamifidisoa Zo27 Jolay 2024
Taratry ny fisandratan'ny tenisy an-tsezankodiarana ao Afrika Atsimo ny fandresen'i Kgothatso Montjane tao WimbledonVehivavy Afrikana Tatsimo mainty voalohany nifaninana tao WimbledonMpanoratra Zita Zage Nandika Andriamifidisoa Zo25 Jolay 2024
Zavamahagaga nabontsina sa fasana? Nahazo eso ny rantin'i Hong KongNilaza ny artista niavian'ny orizinaly fa “tena ratsy” ny seho Mpanoratra Oiwan Lam Nandika Andriamifidisoa Zo23 Jolay 2024
Dera ivelan'ny firenena fa tsikera anatin'i Mongolia no azon'ny fanamiana olaimpikan'ny firenenaAn obscure fashion label is taking the world by stormMpanoratra Nurbek Bekmurzaev Nandika Andriamifidisoa Zo20 Jolay 2024
Nanakatona ny departemanta siansa politika ao aminy ny iray amin'ny oniversite liberaly ao RosiaLany vatsy ny sekolyMpanoratra Daria Dergacheva Nandika Andriamifidisoa Zo19 Jolay 2024
Môldavy roa mpitifitra amin'ny tsipìka no hitondra ny fanevam-pireneny amin'ny lalao OlaimpikaIreo ihany no nitondra ny faneva tany amin'ny Olaimpikan'i TokyoMpanoratra Daria Dergacheva Nandika Andriamifidisoa Zo18 Jolay 2024
Noafahana tamin'ny faha-85 taonany ny gadra politika zokiolona indrindra ao PhilippinesIndroa nohazonina, mihoatra ny folo taona tany am-ponja ilay tantsahaMpanoratra Kodao Productions Nandika Andriamifidisoa Zo16 Jolay 2024
‘Tsy afaka ny ho kivy izahay’: Mpikatroky ny Reny Natiora mihaika ny didy fanamelohana ao KambodzaNampangaina ho mitsikombakomba hamely governemanta sy manevateva ny mpanjakaMpanoratra Mong Palatino Nandika Andriamifidisoa Zo10 Jolay 2024
Simenitra araraka an-tanimbary ao NepalAtelin'ny fiitaran'ny tanàna ny tanimbary ao amin'ny firenena HimalayanaMpanoratra Nepali Times Nandika Andriamifidisoa Zo09 Jolay 2024