Tandindonin-doza ny fahalalahan-gazety ao GuinéeFampitam-baovao gineana maro no miato amin'ny asanyMpanoratra Jean SovonNandika Andriamifidisoa Zo27 Jona 2024
Ny pi-mason'i Trump sy i Biden amin'ny vato Latinô’Tsy voatery hifikitra amin'antoko iray ny hispanika‘Mpanoratra ConnectasNandika CONNECTAS .org, Andriamifidisoa Zo25 Jona 2024
Pretra Orthodoksa iray ao Kazakhstan miezaka manokatra fiangonana iray tsy miankina amin'ny Fiangonana Orthodoksa RosianaKihondalana ny fiezahana hanamarina ny fanafihana an'i OkrainaMpanoratra Ramil Niyazov-AdyljanNandika Andriamifidisoa Zo21 Jona 2024
Mihiakiaka i Nouvelle-Calédonie, ‘Azo ifanarahana ny zava-drehetra, ankoatra ny fahaleovantena’Naaton'i Frantsa ilay volavolan-dalàna nampifamaly saingy mbola henjana ny toe-draharahaMpanoratra Mong PalatinoNandika Andriamifidisoa Zo18 Jona 2024
Ametraham-padintseranana indray ny takela-masoandro Shinoa ho fampandrosoan'i Brezila ny indostrianyMilaza ny manampahaizana manokana fa mbola lavitra ny fahampianaMpanoratra Laís Martins, Luo JieqiNandika Andriamifidisoa Zo15 Jona 2024
Andao atsahatra ny mizatra kolontsain-tabataba ao Amerika Latina'Izay mifehy ny fiavian-tabataba no mifehy ny fahasalaman'ny manodidina azy'Mpanoratra Lucía Jiménez PeñuelaNandika Rowan Glass, Andriamifidisoa Zo14 Jona 2024
An-tsary: Fantaro ireo mpanavotra biby tsy manan-tompo ao KiobàHo an'ireo tsy manam-peo, fa manam-pitiavana omenaMpanoratra Periodismo de BarrioNandika Teodora C. Hasegan, Andriamifidisoa Zo12 Jona 2024
Vondrona Filipiana mihaika ny fandraràm-panjonoana ‘mandeha ila’ sy ‘tsy misy fotony’ napetrak'i Shina ao Ranomasin'i Shina Atsimo'Raha mitsahatra tsy manjono izahay, inona no hitranga amin'ny fianakavianay?'Mpanoratra Mong PalatinoNandika Andriamifidisoa Zo11 Jona 2024
Voafonon'ny fametrahana polisin'i Hong Kong maro dia maro ny fahatsiarovana ny famoretana tao TiananmenTsy hoe tsy ara-dalàna ny fahatsiarovana ny 4 Jona fa maro no raofinaMpanoratra Hong Kong Free PressNandika Andriamifidisoa Zo08 Jona 2024
Hanome bolongan-tsolika ve i Ekoadaoro na dia teo aza ilay referendum manantantara?Orinasan-tsolika shinoa roa no vonona hanomboka fitrandrahanaMpanoratra Gabriela Mesones Rojo, Alicia ChenNandika Andriamifidisoa Zo06 Jona 2024