Lahatsoratra farany an'i Hery tamin'ny Desambra, 2007
Arabia Saodita: Avoahy Fouad – Vaovao fanampiny
Toa izao ny taratasy nosoratan'i Fouad Alfarhan, talohan'ny nisamborana azy. Izy dia ilay mpitoraka blaogy malaza avy any Arabia Saodita, voasambotra to Jeddah tamin'ny 10 desambra 2007 lasa teo, noho ny fahasahiany sy ny fanehoany fahalalahana niteny tao amin'ny blaoginy malaza iray alfarhan.org : I was told that there is...