Lahatsoratra farany an'i Sylvia Aimée tamin'ny Desambra, 2019
Taorian'ny horohorontany nandravarava, miverina tsikelikely amin'ny andavanandrony i Albania
Na niteraka famoizana aina 51 sy tsy manana hialofana an'anarivony maro aza ilay horohorontany tamin'y 6 Novambra, rakotra haingo ho entina mankalaza ny Taombaovao ireo tanàna nizàka izany.
Kôlômbia, tantara an-tsary iray miresaka ny fanarahamaso sy ny miralenta, manaraka ny gadona salsa
María Juliana Soto, mpamorona ny tantara an-tsary nomerika « Tour Delirio : Salsa y Vigilancia », niresaka tamin'ny Global Voices momba ny miralenta sy ny fanarahamaso ao Amerika Latina
Buzzfeed kirghizy miteraka fitarainana (sy fijery) momba ny fitsaràna an-tendro mifototra amin'ny maha-lahy sy vavy
« Ny kelin idealy dia manolotra dite amin'ny tànany havanana saingy tsy mameno velively ny kaopy. »
Raràn'ny filohan'i Gambia ny ‘fanombinana ny taovam-pananahan'ny vehivavy, saingy mbola be ny asa miandry
Adino tao anatin'ireny fiarahabàna ireny (...), ny zavamisy hoe tsy voaràra ao Gambia ny FGM, na farafaharatsiny, tsy mbola izay aloha no tena izy
Tranomboky vohizina an'i Saber Hussaini : Tantaram-panantenana ho an'i Afghanistàna
"Ny maraina, nifoha niaraka tamin'ity vaovao ity aho. Nitsiky. "Tontolon'ny fahagagàna i Bamiyan."
Atrehan'i Gambia ny nofiratsin'ny fanaovana hazalambo mpamosavy nandritra ny fitondrana teo aloha
Tao Gambia, notazonina hatramin'ny dimy andro tany aminà toerana miafina izay voatondro ho mpamosavy, nasaina nisotro ‘Kubehjaro’, zavatra mampirediredy, ary avy eo noterena hibaboka hoe manao asan'ny mpamosavy.