Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Sylvia Aimée · Avrily, 2018

imailaka Sylvia Aimée

Lahatsoratra farany an'i Sylvia Aimée tamin'ny Avrily, 2018

13 Avrily 2018

Ireo Ankizy Anaty Krizy Sy Ny Andraikitr'Ireo Mpanao gazety – Ambarao Ny Media Izay Eritreretinao

Aiza no toerana mampidi-doza indrindra amin'ny maha-ankizy? Raha liana ianao, tsiriho ireo vokatry ny adihevitra.

11 Avrily 2018

Kazakstan: Adihevitra Manodidina ny Famadihana ho Latina ny Fiteny Kazakhe

Mikasa ny hamadika ny fitenim-pirenena ofisialy amin'ny abidia latina i Kazakhstan. Io fiampitàna io, araka ny nambara, dia tsy mety haharitra "12 hatramin'ny 15 taona". Niteraka adihevitra marobe io tetikasa io - indrindra ny tao Rosia sy tamin'ny ampahan'ny mponina miteny rosiana ao Kazakhstan

10 Avrily 2018

Manoratra Bilaogy Any An-tsesitany

Mety antony hafa no mahatonga ny olona hanao sesitany ny tenany fa tsy ny fanaovana bilaogy irery ihany.

08 Avrily 2018

Tajikistan: Parlemanta Manenjika Mpamosavy

Misaotra an'Andriamanitra, mandray fepetra ny sasany nony farany manohitra ny fandraikiraikena ao anatin'ny vanimpotoana moderina misy antsika.