Lahatsoratra farany an'i Sylvia Aimée tamin'ny Aogositra, 2017
Bukavu Sy Ny Sisintany Roandey-Kongoley: Tanàna Iray Eo Anivon'ny Ady
Tsy mbola nitondra ny fahalemana sy ny fahamarinan-toerana nampanantenainy foana ireo fifidianana izay ho filoham-pirenena. Manontany tena i Kakaluigi raha toa ny filohan'i Kongo, Joseph Kabila, ka manaraka ireo tombontsoan'ny vahoakan'i Bukavu na ireo an'ny fanjakàna roandey.
Ao Venezoela, Tantara Tsangana (Teatra) Atao Ho Fitaovana Iray Entina Hanoherana
Miverina amin'ny fiaviany ny teatra amin'ny alalan'ny firesahana ny fiainan'ny tanàna, ary miady mafy mba hisy lanjany ao Venezoela.
Ahoana No Hatao Mba Hampitsaharana Ny Fanambadian-jaza ao Afganistana??
Nankatoavina tamin'ny taona 2009 ny lalàna mandrarà ny fomba fanao "baad" sy "baadal", saingy mbola mitohy hatrany eo amin'ilay firenena mandraka androany izany.
Kazakhstan: Baikoana Hanao Blaogy ?
Hijanona ho firenena manana tantara miabo ao anatin'ny vanim-potoana ankehitriny ve i Kazakhstan, izay niala tamin'ny nahim-pony tsy hampiasa ireo fitaovam-piadiana nokleary ary nanolotra fandraisana andraikitra fampidirana isan-karazany, sa ho simbàny ny endriny ka hanome vahana ny sivana izy na eo aza ireo hetsi-panoheran'ny fiarahamonina eo an-toerana sy iraisam-pirenena? Efa nolanian'ny parlemantan'i Kazakhstan ireo fanitsiana ary efa natolony ny filoha ho soniavina.