Ny fodiamandrin'i Desi Bouterse: ireo aloky ny lasa ao anatin'ny kihon-dàlan'ny pôlitika ao SurinameLova mampifandrirotra no navelany: fandrosoana sy fangirifiriana, firaisana sy fizarazarànaMpanoratra Fausia S. AbdulNandika Sylvia Aimée30 Desambra 2024
Tsipika iray vaovaon'ny fifandonana mikisaka avy any Donbass any Okraina mankany Sahel ao MaliNotapahan'i Mali, Borkina Fasô ary Nizera ny fifandraisany ara-diplaomatika amin'i OkrainaMpanoratra Bénin Intelligent, Arnauld Kassouin, Jean SovonNandika Sylvia Aimée26 Desambra 2024
Afaka hanavotra ny toekaren'i Hong Kong ve ireo Panda goavana?Nomen'i Shina panda roa ilay tanàna.Mpanoratra Oiwan LamNandika Sylvia Aimée23 Desambra 2024
Fanadihadiana momba ny asa sy ny fanararaotana ara-nofo atao amin'ny ankizy eny amin'ireo sisintany anelanelan'i Pakistàna sy Afganistàna Matetika odian-tsy hita ny fanararaotana ireo ankizy manao vy very ny ainy miampita sisintany. Mpanoratra AsfandiyarNandika Corinne Molton, Sylvia Aimée21 Desambra 2024
Miely patrana ny sarimihetsika iray fanadihadiana mitondra zava-baovao momba ny valanaretina VIH ao RosiaEfa 13 tapitrisa izao ny jery azon'ilay sarimihetsika ao amin'ny YouTubeMpanoratra Filip NoubelNandika Laila Le Guen, Sylvia Aimée16 Desambra 2024