Voarohirohy tamina resaka kolikoly ny Lehiben'ny Sampan-draharahan'ny Fiarovana ny Filoham-pirenen'i AzerbaijanaMitantara ny tantaran'ny famahanan-dalitra sy kolikoly ny tantaran'ilay tompona hotely.Mpanoratra Abzas MediaNandika Sylvia Aimée27 Desambra 2023
Voarara ao Rosia saingy alefa amin'ny YouTube ilay fanadihadiana mikasika ny mosary tany Volga tamin'ny andian-taona 1920Raha tsy nisy an'i Etazonia dia Rosiana fanampiny hafa 11 tapitrisa no matyMpanoratra Daria DergachevaNandika Sylvia Aimée27 Desambra 2023
Ny mahatonga ilay “lalàn'ny aterineto tsy liberaly” ao Indonezia hanimba ny fahalalahana maneho hevitra sy ny zon'olombelonaAfaka ampiasaina ho fitaovam-piadiana hanenjehana ireo mpanakiana fanjakana ilay lalàna nasiam-panitsianaMpanoratra Mong PalatinoNandika Sylvia Aimée18 Desambra 2023