Lavenona eny an-tampon-kandrina (Fivalozana) : doro ala ao Kazakhstan mampiharihary ny kolikoly mirongatra sy ny fampanantenana poakaty nataon'ny governemantaTsy maika hiatrika izay hamehana mihitsy ny governemanta.Mpanoratra Vlast.kz Nandika Sylvia Aimée10 Jolay 2023
Fiarahana mitantana an'i Belize, lasitra iray amin'ny fiarovana iombonan'ny vondrompiarahamoninaFiarahamiasa fanjakàna sy tsy miankina, miantoka ny fahamarinan-toerana ara-tontolo iainana sy ny faharetana lovainjafy ao BelizeMpanoratra Cari-Bois News Nandika (fr) i Christine Ghafoor, Sylvia Aimée05 Jolay 2023