Lahatsoratra farany an'i Sylvia Aimée tamin'ny Mey, 2023
Yoweri Museveni namoaka lalàna famoretana mahatonga ny vondrompiarahamonina LGBTQI+ ogandey ho tandindonin-doza goavana
Mananontanona ny vondrompiarahamonina LGBTQ+ ankehitriny ny fampidirana am-ponja sy ny fanamelohana ho faty, taorian'ny namoahana lalàna iray manavakavaka manenjika azy ireo ao Ogandà
Amin'izao fotoana izao, mifarana ny fifanandrinana eo amin'ny lalantsara manelanelana an'i Armenia sy Azerbaijana
Tamin'ny 28 aprily, nampiato ny hetsika nataony ireo "mpikatroka mpiaro tontolo iainana" nanakana ny lalantsaran'i Lachin manakaiky an'i Shusha (Shushi) taorian'ny 23 Aprily nametrahana toby Azerbaijaney iray fisavana sisintany eo amin'ilay lalantsara
Mizaka ny vokadratsin'ny firafitra vaovaon'ny toetrandro trôpikaly i Trinité-sy-Tobago
Niteraka tondradrano goavana tampoka ilay onja trôpikaly, nomena anarana hoe Invest 91-L, ary koa faharavàm-pananana, fahatapahana hazo, fihotsahan'ny tany sy ahiana ho famoizana ain'olona.
Jamaika ‘mankalaza’ ny faha-75-n'ny Windrush, tena tokony ho izay ve?
"Ny rafozambaviko sy ny rafozandahiko, tamim-panantenana be, dia nandeha nankany amin'ny Fanjakana Mitambatra, firenena iray tsy dia tsara fandray loatra, mba hanampy hameno ny bangan'ny tsy fahampian'ny hery mpamokatra mora vidy ho fanorenana indray ilay firenena taorian'ny ady... tena fiainany azy manokana "