Lavin'i Moldavia ny hampiasa fiteny iray narafitry ny pôlitika ara-kolontsaina sôvietikaNankatoavin'ny parlemanta ny lalàna manova ny anaran'ny tenim-panjakàna ôfisialyMpanoratra Daria DergachevaNandika Sylvia Aimée30 Marsa 2023
Côte d'Ivoire, miroborobo ny asa fanovana gazetim-panadihadiana momba ny tontolo iainana: tafa niarahana tamin'i Ismael AngohSafidy tsy mora ny asa fanaovana gazetim-panadihadianaMpanoratra Jean SovonNandika Sylvia Aimée29 Marsa 2023
Tanzania : fandrosoana hita amin'ny fanavaozana ireo médias nasiônalyFiovàn'ny fomba firesaka avy amin'ny governemanta taorian'ireo fitarainanaMpanoratra Bonface WitabaNandika Nicolas Carlier, Sylvia Aimée23 Marsa 2023
Fiovaovàn'ny toetrandro sy fitrandrahana harena an-kibon'ny tany: ony lehibe roa miala aina ao Côte d’Ivoire sy ao MaliMisy fiantraikany goavana amin'ny rohivoary anaty rano ny fitrandrahana volamena.Mpanoratra CENOZONandika Sylvia Aimée20 Marsa 2023
Zeorzia, miady hevitra momba ny lalàna mifehy ny masoivoho vahiny. Lazain'ny mpitsikera fa ohatra iray mampidi-dozaMisy fitovitoviana manaitra ilay volavolan-dalàna natolotra sy ny lalàna Rosiana mikasika ireo "olon'ny vahiny"Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Sylvia Aimée16 Marsa 2023
Aostralia: Fihetsehampo mifangaro manoloana ny fitomboan'ny famatsiambola omena ny Haran-dranomasina Lehibe (GBR), mialoha ny fifidiananaDrafitr'asa fanarenana an'arivony tapitrisa dolara, nefa tsy misy fitomboan'ny hetsika hanoherana ny fiovan'ny toetrandro.Mpanoratra Kevin RennieNandika Pierre-Emmanuel Farret, Sylvia Aimée07 Marsa 2023