Mipongatra ao Serbia ny kabarim-pankahalàna mialoha ny EuroPride 2022 ao BelgradyHeloka ao Serbia ny kabarim-pankahalana, saingy mazana misitraka tsimatimanota ireo manao izanyMpanoratra Metamorphosis Foundation Nandika Sylvia Aimée30 Septambra 2022
Fitsarana misahana Fifidianana ao Brezila, ampifanakaikeziny kokoa ireo vovonana mialoha ny fifidianana ho filoham-pirenena, saingy mbola fanontaniana mipetraka ny momba ny fanolorantenan'ireo orinasaVovonana valo no nanasonia fifanarahana tamin'ny fitsarànaMpanoratra Laís Martins Nandika Sylvia Aimée20 Septambra 2022
CIMER: Sehatra revôlisiônera iray sa fitaovana fitorohana eo an-tànan'ireo mpiaradia amin'ny fanjakana?Revôlisiônera ho an'ny sasany, mampiahiahy ho an'ny hafaMpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Sylvia Aimée14 Septambra 2022
Vodiondry: Fomban-drazana iray andalam-piovana ao AzerbaijanAzerbaijan, novain'ny fotoana sy ny zava-mitranga ny fombandrazana momba ny vodiondry.Mpanoratra Chaikhana.media Nandika Sylvia Aimée11 Septambra 2022
Nahoana ny “kiswahili” no tsy lasa teny fampiraisana an'i Afrika?7 Jolay 2022, andro voalohany erantany natokana ho an'ny fiteny KiswahiliMpanoratra Njeri Wangari, Cecilia Maundu Nandika (fr) i Sarah Galy, Sylvia Aimée08 Septambra 2022
Tonelin'ny Fanantenana: Fomba iray nivoahana velona nandritra ny fahirano nahazo an'i SarajevoTranombakoka vavolombelon'ny tantara iray tsy fantatr'ireo vahiny marobeMpanoratra Balkan Diskurs Nandika Sylvia Aimée05 Septambra 2022
Sosokevitra hamerenana vonjimaika ireo Nosy Virjiny Britanika amin'i UK: mety ho raharaham-bilany, mifanena amin'ny famanàn-drano ve?Tsy fanafody iray hanitsiana [ny vokatry ny kolikoly] ny fifehezana mivantana avy any UK Mpanoratra Janine Mendes-Franco Nandika Sylvia Aimée02 Septambra 2022