Lahatsoratra farany an'i Sylvia Aimée tamin'ny Mey, 2022
Atahoran'ny ao Azia Afovoany ny fitomboan'ny milisy ao Afghanistàna, raha i Rosia mbola manani-bohitra any Okraina
Hatramin'ny nakàn'ireo Talibàna azy tamin'ny Aogositra 2021, nikasa ny hiaro ny sisintanin-dry zareo amin'ny alàlan'ny fanamafisana ny fandriampahalemana sy ny diplaomasia, indrindra fa miantehitra amin'ny hetsika Rosiana, ireo fanjakàna telo ao Azia Afovoany.
Manampy trotraka ny ratran'i Trinidad & Tobago ny fahafatesan'ilay zaza menavava
Ao anatin'ny tontolon'ny herisetra iainan'ny firenena - natahotra ny momba ilay zaza ny olom-pirenena ary henjana ny rivotra iainana ao amin'ny tontolom-bolongana eo an-toerana.
Famotopotorana ny trangan-javatra Mariko Aoki : Mampangery anao ve ireo fivarotamboky ?
"Ny hamafin'ireo torohay mitsena anao any anaty mozea sy ny trano famakiamboky - na ny fahanginana tampoka ao an-jaridaina - dia mety hiteraka valin-kafatra hivoaka ho azy ao anaty tsinainao."
Mandetika an'i Trinidad & Tobago ho anaty fisaonana ny fahafatesana “aloha loatra” nahazo an'i Dexter “Blaxx” Stewart, ilay mpihiran'i soca
Rehefa niady irery tamin'ireo olana ara-pahasalamana sy nanefa ny adidiny tamin'ny fampandrosoana ny mozika soca - nilazàna izy fa "mainty loatra", "ngeza loatra" ary "tsy azo amidy" - namirapiratra anefa ny maha-izy azy an'i Blaxx.
Nifamahofaho ny Andro Erantany ho an'ny Fahalalahan'ny Asa Fanaovana Gazety tao Karaiba
'Miha-mampidi-doza hatrany ny tontolo iasan'ireo mpanao gazety ao Karaiba'
Pôlitisiàna Nizeriàna mifantoka amin'ny fampielezankevitra fifidianana, manadino ireo mpampianatra mitokona eny amin'ny anjerimanontolo
Mampiseho ny tsy firaharahiana tanteraka ny fanabeazam-bahoaka ny firaharahian'ny governemanta nizeriàna ny fitokonan'ireo mpampianatra eny amin'ireo anjerimanontolo feredaly. Kanefa, tsy misy fiantraikany amin'ilay governemanta marenina ireo fitokonana, fa mitazona fotsiny ireo mpianatra hijanona an-tokantranony.
Lesoka eo amin'ny fanadinana fidirana ao amin'ny Sekoly Ambaratonga Faharoa ao Trinite sy Tobago ahariharin'ny tsy fahombiazan'ny maripakasitrahana
Mampametra-panontaniana momba ny tsy fitanilàna sy ny tena ilàna azy ny fahavotsavotsàna eo amin'ny fizotry ny fanomezana naoty amin'ny Fanadinana fitsapàna hidirana eo amin'ny Sekoly Ambaratonga Faharoa (SEA) ao Tobago sy Trinidad
Fantaro i Inaciu Galán, mpikatroka ho an'ny fiteny Astôriàna
Avy any Espaina, i Inaciu Galán no mpiaro ny fiteny astôriàna mba hitohizan'ny fitiavan'ireo taranaka aty aoriana ilay teny.