Lahatsoratra farany an'i Sylvia Aimée tamin'ny Jona, 2021
Ao Armenia taorian'ny ady, ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety no petahan'ireo mpanao lalàna
Hatramin'ilay ady, hozongozonin'ireo fepetra vaovao sy mazàna manjavozavo ny asa fanaovana gazety. Misy izao ireo tolodalàna vaovao tsy manao afa-tsy ny manasarotra ny fanaovana tatitra ao Armenia
Emirati iray mpiaro zon'olombelona, maty tampoka saingy namela lova
Ireo izay nahafantatra an'i Alla dia nalahelo mafy noho ny famoizana olona iray feno fahasahiana miaro ny zon'olombelona, izay niatrika ireo tsy rariny ataon'ny UAE amin'ireo olom-pirenena fatra-panaja lalàna ao aminy sy any an-kafa.
Tena afaka miaro tena tokoa amin'ny fitsabahana amin'ny fiainany manokana ve ireo mpampiasa “smartphones”?
Loharanom-bola ho an'ireo orinasa ny angondrakitra omen'ireo mpampiasa, nefa ny fanangonana azy ireny dia mitondra loza mitatao ho an'ireo mpampiasa. Misy ve vahaolana iray hanamafisana ny maha-fiainana manokana azy?