Lahatsoratra farany an'i Sylvia Aimée tamin'ny Desambra, 2020
Ho ampy handrisihana an-dry zareo Tseky hanao vaksiny COVID ve ny tononkalo?
Nandefa fanentanana iray vaovao ny governemanta tseky mba handresena ny tahotra sy ireo ahiahin'ny vahoakany momba ny fanaovana vaksiny
Na inon-kidona, na inon-kihatra, isisihan'i Alpha Condé ny tsy maintsy hahazoana fepotoam-piasàna fanintelony
Nahavita naka fepotoam-pitondrana fanintelony indray ny filoha gineàna Alpha Condé rehefa nanao an-tery ny fanitsiana lalampanorenana, fandresena azony tamin'ny fifidianana nokianin'ny mpanohitra sy ireo fikambanana iraisampirenena mafy tokoa
Latsaka anelanelan'ny fanomezamboninahitra sy hatezerana, miatrika ny fitomboan'ny fakàna an-kery amoizana aina ry zareo Haitiàna
"Niharamboina iray nahafeno ny kapoaka. Ranomaso nahatondraka ny ony. mpanao heloka miriaria anatin'ny voary. Fanadihadian'ny pôlisy tsy tonga volana."
Aterineto misy fefy: fijery avy ao Pakistàna
Tsy ela akory izay i Pakistàna no nandany fametrahana sazy ara-bola sy fandraràna ireo tolotra tsy mahavita, ao anaty fotoana fohy, mametraka fameperana ho an'ny votoaty