Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Sylvia Aimée · Jolay, 2020

imailaka Sylvia Aimée

Lahatsoratra farany an'i Sylvia Aimée tamin'ny Jolay, 2020

Fanontaniana&Valiny niarahana tamin'i Muhammad Zaman Sagar, mpikatroka ho an'ny fiteny Gawri

Fantaro misimisy kokoa i Muhammad Zaman Sagar, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 29 Jolay - 04 Aogositra 2020. Hozarainy amintsika ny asa ataony ho an'ny fiteny Gawri (Kalami), ifampiresahana ao Pakistàna.

Fanontaniana&Valiny niarahana tamin'ny “Language Warriors PH”, tambajotranà mpandika teny ao Filipina

Ny Language Warriors PH no hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 22-28 Jolay 2020. Fantaro ny asa fandikàna ataon'izy ireo amin'ireo votoaty momba ny fahasalamana mba ho amin'ireo fiteny isankarazany ao Filipina.

Amerika Latina : Ny dian'ireo mpifindramonina

(Fanamarihana: lahatsoratra fandrakofana lohahevitra iray manokana nataon'ny Global Voices tamin'ny taona 2013 – Ny rohy tsy asiana fanamarihana manokana dia mitondra ho amin'ny lahatsoratra amin'ny fiteny anglisy) Tatitry ny NACLA momba ny Americas sy ny an'ny Global Voices mitrandraka ireo olan'ny fifindràmonina eo anelanelan'i Amerika Latina sy Etazonia ao anatina...

Ny fiantraikan'ny Fiadiana izay ho Tompondaka Erantany Baolina Kitra 2010

Midika inona ho an'ireo Afrikàna Tasimo an-tapitrisa miaina ambanin'ny fetran'ny fahantràna ny Fiadiana ho Tompondaka Erantany? Midika inona ho an'ireo ambiny hafa ao amin'ny tanibe afrikàna ? Haneho hevitra momba io sy ireo fanontaniana hafa ireo teratany Afrikàna Tatsimo sy olona avy amin'ny firenena rehetra. Hihaino izany ireo bilaogeran'ny Global...