Lahatsoratra farany an'i Sylvia Aimée tamin'ny Jona, 2020
Ampiarahana amin'ny fanakatonana gazety ny ady amin'ny COVID-19 ao Afovoany-Atsinanana
Ho ampahany amin'ireo fepetra hiadiana amin'ny COVID-19, i Jordania, i Oman, i Maraoka, ary i Emirà Arabo mitambatra sy i Yémen dia samy nandràra avokoa ny gazety an-tsoratra mandra-pisian'ny toromarika vaovao indray.
“Redención” no sarimihetsika môzambikàna voalohany tafiditra tao anaty lisitra Netflix
Mahazo habaka bebe kokoa ao amin'ny Netflix ny vokatra afrikàna
Kasain'i Timor-Leste haverina ampiharina ny lalàna manameloka ny fanalambaràka, na eo aza ny ahiahy momba izay fiantraikany amin'ny fahalalahana maneho hevitra
"Loza mitatao ho an'ny rehetra io tolodalàna io, indrindra fa ireo olona marefo tsy manana fifandraisana politika na tsy manam-bola. "
« Ny hadisoana vitako no tsy maintsy resahako raha hiresaka momba an'i George Floyd »
Sainiko ireo fotoana nanaikerako ny molotro fony ireo dadatoako niala vonkina nitroatra noho ny fihetsika mahatsikaiky nataon'ireo mainty, ny hakamoan'izy ireny, ny tsy fahaizany...
Ho an'ireo mainty sy indizeny ao Amerika Afovoany, Misy Vidiny Ny ain'ny Mainty (Black Lives Matter)
"Fanavakavahana, rafitra mpanjakazaka sy mpamono, izany no namidin-dry zareo manerana ny tany lazainy ho toerana mendrika honenana indrindra eto an-tany.."