Lahatsoratra farany an'i Sylvia Aimée tamin'ny Septambra, 2019
Kambodza: Volavolan-dalàna iray mamono ny fahalalahan'ny Aterineto

Ireo mpanao Aterineto Kambodziana sy ireo fikambanana mpiaro ny zon'olombelona dia manameloka ny volavolan-dalàna iray hiadiana amin'ny heloka an-tserasera ahitàna ireo fepetra izay mety hanohintohina ny fahalalahana maneho hevitra.
Mikarakara elefanta kamboty ao Myanmar
Tandindonin-doza noho ny fihazàna azy ireo elefanta dia ao Myanmar; mihazakazaka be ny famonoana azy ireo, iray isankerinandro.
Mila fanampiana hamadihana ho asa mivaingana ireo vokatra entin'ny Kaonferansan'ny Firenena Mikambana COP21 momba ny Fiovàn'ny Toetrandro
Taona iray manandanja manokana eo amin'ny lafiny toetrandro eto amin'ny planetantsika ny taona 2015. Ho tonga hatrany amin'ny fivoriana faha 21 amin'ny Conférence des Parties à la Convention-cadre des Nations Unies, na ny COP21 mikasika ny fiovan'ny toetrandro.
@DigiAfricanLang : mitondra ny ‘Fon’ ho ety anaty Aterineto i Mahuton Bienvenu Possoupe, ny 3 hatramin'ny 9 jolay 2019

Mahuton Bienvenu Possoup no miandraikitra ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang ao anatin'ny fanentanana vaovao mifototra eo amin'ny fahamaroan'ny fiteny afrikana.
Manome topimaso ny fiainana ao Japana avy amin'ny fijery vahiny ny “Tokyo Interlopers” (ireo Mpitsofotsofoka ao Tokyo)
Manome topimaso iray feno sy mahazendana mikasika ny fiainana ao amin'ny metrôpôla Japoney ireo tahirin-tsary feno an'ireo Mpitsofotsofoka ao Tokyo amin'ny fijerin'ny vahiny iray
Telo, Roa, Iray…… Lasa! Mijoro ny endri-PIAINANA GV ary miasa!

"...tantara mivantambantana, miaraka aminà fijery ankapobe, mikasika ireo zavatra izay miantraika amin'ny fiainana andavanandro, izay teraka avy amin'ireo zavatra tena niainana manokana na niarahana..."
Mikatona tsy nahavita namaha ireo olana sarotra ny NETmundial

Taorian'ny NETmundial, manazava i Sarah Myers fa ho an'ireo solontenan'ny fiarahamonim-pirenena sivily, somary nandiso fanantenana ny vokatra ho an'ny zo anaty tambajotra.