Lahatsoratra farany an'i Sylvia Aimée tamin'ny Janoary, 2019
23 Janoary 2019
Blaogera Iray Sady Mpikatroka Mpiaro ny Zon'ny Vehivavy, Nogadraina Ao Gambia

Sady tsy manaiky no tsy mandà ny fisamborana an'i Sait Matty Jaw ireo manampahefana ao Gambia. Mivondrona eo amin'ny pejy Facebook Free Sait Matty Jaw ireo mpanohana azy.
18 Janoary 2019
Lesona momba ny fanaratsiana: Blaogera avy ao Afrika Atsimo enjehina ho nanoso-potaka

Taorian'ny nanoratan'i Donn Edwards, Afrikana Tatsimo iray, teo amin'ny blaoginy momba ireo tetika fanaovana varotra mampiahiahy an'ilay orinasa antsoina hoe Quality Vacation Club, nenjehina araka ny lalàna izy hoe nanao fanalàm-baraka. Nadika ho toy ny raharaha manohitra an'ireo blaogera rehetra ao Afrika Atsimo izany ka dia natomboka ny anentanana iray...
17 Janoary 2019
Mandefa Fanafihana Blaogera Ny Governemanta Nizeriàna

Vao nanomboka "ady iray mitentina 5 tapitrisa dolara" hamelezana ireo blaogera sy ireo media anaty tambajotra,toy ny Sahara Reporters, ny governemanta nizeriàna[...] Amin'ny lafiny iray, vaovao tsara io raha toa tsapan'ny governemanta nizeriana ny tanjak'ireo median'ny olom-pirenena ary arahintsika maso sy iverenantsika isaky ny dingana ataon'izy ireo. Amin'ny lafiny iray...
Global Voices, Mpiaramiasa Amin'ny Taona Iraisampirenena ho an'ny Tenin'ny Teratany – IYIL 2019 -


Amin'ny alàlan'ny Rising Voices, Mpiaramiasa Amin'ny Taona Iraisampirenena ho an'ny Tenin'ny Teratany - IYIL 2019 - araka izay nambaran'ny Firenena Mikambana. Jereo ny fomba handraisana anjara.
16 Janoary 2019
Ireo Feonkira Folo Tsara Indrindra Rehefa Krismasy Ao Trinidad & Tobago
Some seasonal songs from Trinidad and Tobago that are sure to put you in a Christmas kind of mood — and that you won't hear anywhere else! ....................Ireo hira sasantsasany mikasika ny vanim-potoana an'i Trinidad sy Tobago izay tsy mamela anao tsy hitoetra anaty hafaliana Noely - ka tsy ahenoanao...
09 Janoary 2019
Rosia : Ireo «tenin'ny taona 2016» (nasiam-panazavàna)

Iverenan'ny «RuNet Echo» ny sasantsasany tamin'ireo «tenin'ny taona 2016» - araka ny lisitra iray nataon'ny fantsona tsy miankina «Dojd».
02 Janoary 2019
Na Eo Aza Ireo Sakana, Mijoro Ho Vehivavy Sy Mpandraharaha Ao Afganistana
Rehefa nitolona nandritra ny taona maro, manana fitrandrahana famokarana ronono mandroso be i Shukria Attaye izay misy ny zokiny lahimatoa ho anisan'ireo mpikarama ao aminy.
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Miarahaba an'i jentilisa. Ity no hasiako fanamarihana manokana "Tsy maintsy mahay manoratra amin'ny teny Frantsay ianao...