Lahatsoratra farany an'i Sylvia Aimée tamin'ny Desambra, 2017
Orogoay: Dingana Iray Indray Ho Amin'ny Fankatoavana Ny “Marijuana”
Miady hevitra mikasika ilay volavolan-dalàna apetraky ny governemanta hametrahana ny varotra sy ny famokarana ny marijuana ho ara-dalàna ireo mpanao lalàna sy ireo olom-pirenena ao Orogoay.
Hafainganam-pandehan'ny Aterineto Ho An'ny Rehetra!!!!
Manazava ny drafitr'izy ireo ihany koa izy ireo. Ny hevitra dia ny hihaonana ao amin'ny Kianja Ciudadania, eo anoloan'ny tranoben'ny governemanta fotsiny, antsoina hoe "La Moneda" amin'io Sabotsy io ary anaty- hetsika ampilaminana iray, hamaky ilay fanambaràna.
Ankalazain'ny Tontolom-bolongana Maraokana Ny Vehivavy, No Sady Ifanakalozany Hevitra Ny Mikasika Ireo Fady
Nanome voninahitra ilay vehivavy, izay, nankalazain'izao tontolo izao androany, ireo Maraokana blaogera. Nifanakalozan-dry zareo hevitra koa ny mikasika ireo olana saropady toy ny maha-pelaka ao anaty tontolo iainana mpandala ny nentim-paharazana.
Zambia: Fanabeazana Amin'ny Ambaratonga Voalohany Ho An'ny Rehetra, Ary Ny Tohiny?
Eo am-panantonana ny fiafaràn'ny fe-potoanan'ireo Tanjon'ny taonarivo ho an'ny fampiroboroboana napetraky ny ONU, ny taona 2015, miomana ho amin'ny dingana manaraka i Zambia.
Sri Lanka : Iraka Tontosa?
Tsy ho tonga miaraka amin'ny fahaverezan'ny faritra nofeheziny ny fiafaran'ny adin'ny LTTE, fa rehefa ho very ny fanohanan'ny vahoaka tamoule azy any amin'ireo faritra izay mbola iadidiany ary any amin'ireo tamoule sri lankey any am-pielezana
Ireo Vaovaon'ny Tontolom-bolongana Shinoa
Ireo Vaovaon'ny Tontolom-bolongana Shinoa
Filoha Meksikàna, Vicente Fox Nitafa Tamin'ny Bilaogera ?
Toa tsy any Etazonia irery monja sisa ny "bilaogy" no lasa lohahevitra resahana be eny anaty media.
Clark Boyd Mitafa Amin'i Sokari Ekine
(Fanamariahana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jona 2005) Noraketin'ny namanay Clark Boyd – mpandefa rakipeo no sady mpanangona vaovao ho an'ny fandaharana The World ao amin'ny BBC/WGBH – ny mombamomba ilay namanay iray...
Folo Taonan'ny Finamànana Mahafinaritra
Folo taona lasa nanaovana fitsidihana tsy mampino. Fitsangatsanganana toy inona re izany!
Siriana Mpanao Gazety An-tserasera Nogadraina Roa Taona Tao Anatinà Fepetra Mandika Ny Maha-olombelona
Mieritreritra i Mohammed fa tsy hanao na inona na inona mikasika an'io i Moussa.