Lahatsoratra farany an'i Sylvia Aimée tamin'ny Mey, 2017
Miady Mafy Ety Anaty Serasera Ilay Kandidà Hirotsaka Ho Mpitantana ny Fikambanana Iraisampirenena Misahana ny Fahasalamana, Nefa Mandà Ny Fisian'ny Kolerà Ao Etiopia
"Atahorako ny lazan'ny OMS ho voapentina ary ny fitokisana azy hanjary hametrahana fanontaniana raha toa ka i Dr Tedros Adhanom no fidiany."
Israely: Noho ny Fitiavana Sakafo
[...] satria rehefa miteny ny olona hoe "sakafo jiosy", voamariko fa tsy miresaka afa-tsy sakafo ashkénazes (avy any Eoropa atsinanana) ry zareo. [...]
Israely: Fisoloana Vava Ny Fampinonoana Imasom-bahoaka
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aogositra 2009) Lanjalanjain'ny A Mother in Israel ny momba ny fampinonoana eny imasom-bahoaka. “Kivalavala ny hevitra hoe tokony horaràna ny fampinonoana eny imasom-bahoaka fa mahatonga ny...
Sakafo Dimy Mety Tsy Ho Telin'ireo Tsy Vietnamiàna
Efa nanandrana iray tamin'ireto ve ianao?? Lamokan'atodin-gàna, pizza Vietnamiàna misy ràn-gàna, olitra voanio, ary jorery nendasina.