Lahatsoratra farany an'i Sylvia Aimée tamin'ny Avrily, 2017
Simban'ny Fahafatesan'ny Tanora iray Ny Fitokian'ny Vahoaka Amin'ireo Manampahefana ao Shina
"Tsy sarotra ny hanaporofoana ny filazan'ireo mpisera ety anaty aterineto hoe diso ilay tantara. Mila mamoaka vaovao misimisy kokoa ireo manampahefana dia hirodana ireo tsahotsaho"
Ho an'ny Governemanta ao Venezoelà, “Fampihorohoroana” ny Fanaovana Hetsipanoherana
"Tsy ampy velively ny vola, tsy misy ny fanafody, ary feno manao heloka bevava ny arabe, dia izaho no tsy ho avelanao hanao hetsipanoherana ambonin'izany rehetra izany?"
Ezahan'ny Parlemanta Albaney Sarotsaronana Amin'ny Resaka Fanavaozana Ara-pitsaràna Dia Dioviny ireo Politisiana Mpisoloky Ao Aminy, Hoy ireo Mpanakiana
Taorian'ireo hetsipanoherana, nolavin'ny filohan'i Albania ny hanasonia ilay lalàna izay mety hanala ny sazin'ireo politisiana marobe mpanao kolikoly. Saingy mety mbola hivadika ho lalàna ihany ilay izy, na ho inona na ho inona ataony.