Harentsoa Tsiky Rakotoson · Jolay, 2019

Lahatsoratra farany an'i Harentsoa Tsiky Rakotoson tamin'ny Jolay, 2019

Kevin Rennie: Avy eo an-toerana mankany amin'izao tontolo izao

Blaogim-Piarahamonina GV  17 Jolay 2019

Gaga aho raha nieritreritra fa tsy hahaliana ireo firenena hafa niharan'ny horohoron-tany, ny tsunamis izay namono olona an'arivony na an'aliny ny loza mitranga ao aminay. Vao maika gaga be raha nahita fa iray amin'ireo lahatsoratra malaza indrindra tamin'ny taona ny ‘Aostralia: Doro-tanety nandrava an'i Victoria’ .

Anna Schetnikova : Filoha mihira sy fomba fisainana

Blaogim-Piarahamonina GV  15 Jolay 2019

Tahaka ny maro amin'ireo mpikambana hafa ato amin'ny GV, hitako tamin'ny Google ny Global Voices, ary tiako ny Google noho izany. Te hanatsara ny fahaizako Anglisy sy ny fandikan-teny aho, satria tsy manana traikefa manan-danja, ny hany fomba natao ny milatsaka an-tsitrapo.

Translator Newsletter: Fitenim-paritra, Teknolojia maoderina ary tantara hafa koa!

Blaogim-Piarahamonina GV  01 Jolay 2019

 Salama ry GV'ers! Tongasoa eto amin'ity herinandron'ity famoahana Translator Newletter ity! Androany isika hiresaka momba ny… Fandikanteny ALTA Fikafikan'ny herinandro Vao namoaka andian-dahatsoratra vaovao ny ALTA izay amoahany isan-kerinandro toro-hevitra vaovao sy fomba fanazarana tsara indrindra ho an'ny mpandika teny. Miresaka momba ny Raki-teny sarotra izy ireo amin'ity herinandro ity! Ilaina...