Lahatsoratra farany an'i Harentsoa Tsiky Rakotoson tamin'ny Jona, 2019
Bilaogy Nizeriana 2005: Fiaramanidina, rafi-pampianarana, fombam-pivavahana
Taorian'ny fianjerana fiaramanidina telo vao haingana tany Nizeria, nanoratra andiana tatitra mahaliana momba ny Sehatry ny Fiaramanidina Nizeriana i Chippla. Mandinika ny tsirairay amin'ireo fianjerana, ny valintenin'ny fampahalalam-baovao Nizeriana sy ny Governemanta ny tatitra.
Afrikana ve ny Afrikanera? Lasan'ny mpanankarena hatrany ny tany mahafinaritra sy torohay hafa avy ao Afrika Atsimo
Jonty ao amin'ny The Fishbowl maneho hevitra momba ny zava-nisy tamin'ny fanadihadiana vaovao iray mampiseho fa niaina "fiovàna goavana indrindra amin'ny fomba fijery ara-politika" eo amin'ny vondrona rehetra ny Afrikanera hatramin'ny fifidianana tamin'ny taona 1994.