Mpikatroka ara-tontolo iainana ao Torkia anisan'ny vehivavy zaton'i BBC manerantany manainga fanahy sy manana dindoAo anivon'ny fanentanana momba ny tontolo iainana manohitra ny fandripahana ala ny vehivavy ao aminyMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson18 Janoary 2025
Ny fiakaran'ny etona voajanahary nafintina ho anisan'ny fandrehitra hafa any NizeriaLiana CNG ny maro noho tombontsoa maro aterany, saingy maro ny sakana tsy hampiasana azy bebe kokoa any Nizeria.Mpanoratra Guest ContributorNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson11 Janoary 2025
Olana goavana io fiparitahan'ny solika ao Rio Cobre ao Jamaika io, hoy ireo mpikatroka sy fiarahamonim-pirenenaNisy ny taratasy misokatra hiampangàna mialoha izay mety ho kiafinafina amin'ny fifanarahanaMpanoratra Emma LewisNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson, Andriamifidisoa Zo04 Janoary 2025