Lahatsoratra farany an'i Harentsoa Tsiky Rakotoson tamin'ny Jona, 2024
Tafavoaka ho tsy lany tamingana ny wombat be volon'orona any Aostralia avaratra
Tao anaty fotoana mahafinaritra ho amin'ny tanjona ara-piarovana, navotsotra ireo wombat voalohany misy volon'orona avy any avaratra mba hizaha ny toeram-ponenany vaovao ao amin'ny alan'ny fanjakana Powrunna akaikin'i St George any atsimo-andrefan'i Queensland.
Ahoana no handanjalanjan'i Shina ny fifandraisana amin'ny Rosiana sy amin'ny Eoropeana taorian'ny Vovonan'ny Fandriampahalemana tany Soisa?
Niantso fifampiresahana hafa momba ny fandriampahalemana i Shina taorian'ny Fihaonambe Soisa, saingy tsy manana marimaritra iraisana amin'ny fihaonana i Rosia sy Okraina.
Mikatsaka ny hiaro ny kava lasa nahazo laza maneran-tany ireo vondrom-piarahamonina Pasifika
Ny zava-pisotro kava, nentim-paharazana any amin'ny vondrom-piarahamonina nosy Pasifika, dia nanjary fahatsapana maneran-tany, izay miteraka fanahiana momba ny fitrandrahana sy ny fakàna azy.