imanoela fifaliana · Jona, 2019

Lahatsoratra farany an'i imanoela fifaliana tamin'ny Jona, 2019

Tontolon'ny teny Tsimané

Rising Voices  05 Jona 2019

San Borja, Bolivia – nanatevina laharana ny Rising Voices tamin'ny 2014 Marobe ireo vondrom-piarahamonin'ny indizeny any ambanivohitr'i Tsimané ao amin'ny faritra Beni ao Bolivia no mbola tsy manana fahafahana mampiasa aterineto sy telefaona finday. Na antenaina aza ny mety hanentsenan'ny gevernemanta vaovao ireny lavaka be amin'ny fifandraisana ireny amin'ny fametrahana...

Ankizivavy mpikatroka ao Kyrgyzstan

Rising Voices  05 Jona 2019

Bishkek, Kyrgyzstan – nanatevina laharana ny Rising Voices tamin'ny 2014 Matetika no latsaka tsy hita any anatin'ny boky sy ireo media ao Kyrgyzstan ny zavabitan'ireo vehivavy, ary sarotra be ny hahita ireo torohay momba ny zon'ny vehivavy. Taorian'ny atrikasa iray nampiantranoin'ny Bishkek Feminist Collective SQ, vondrona iray najoron'ireo zatovovavy mpikatroka...

Tetikasa Famporisihana ireo Cloghers

Rising Voices  05 Jona 2019

Phnom Penh, Kambodza – nanatevina laharana ny Rising Voices tamin'ny 2014 Matetika no antsoina am-pitiavana hoe  “Cloghers” ieo vehivavy bilaogera ao Kambodza, na izany aza anefa, mbola tena voatokana ho an'ireo mponina an-tanandehibe sy ireo manana fahafahana tsaratsara kokoa mahazo ireny teknolojia ireny ny fanoratana bilaogy. Ny Cambodian Center of...

Aché Djawu (Ny teny Aché )

Rising Voices  05 Jona 2019

Ireo vondrom-piarahamonina indizeny Aché ao Paraguay – nanatevina laharana ny Rising Voices tamin'ny 2012 Sarotra ny lalàna nodiavin'ireo vazimba teratany Aché  tao Paragoay, ary hatramin'ny andro ankehitriny aza izay ahitàna betsaka ity tantara manahirana momba ireo olana mifandray amin'ny zon'ny fananantany ity. Nandritra ny taonjato faha-20, niaritra fandripahana iray nahatsiravina...

Ny Atsimon'ny Atsimo

Rising Voices  05 Jona 2019

Merida, Mexico – nanjohy ny Rising Voices tamin'ny 2013 Ny Santiaguero Collective dia nanomboka tao an-tanànan'i Mérida, Meksika, toerana nifamorian-dry zareo noho ny fitiavana mozika niraisany, saingy tsy izay rehetra atao ho mozika akory. Ny mampiavaka ity fikambanana ity dia ny fifantohan-dry zareo amin'ny mozika ampiasàna ny lisansa  Creative Commons...

Tz'utujil Tziij Pa Nimk'atz

Rising Voices  05 Jona 2019

San Juan la Laguna, Guatemala – nanatevina laharana ny Rising Voices tamin'ny 2014 Tamin'ny nahitanay farany an'i Israel Quic, nasongadin'ny Tantara Folo tsara indrindra tao amin'ny Facebook izy ho fankasitrahana ny asa vitany nampiroborobona ny fiteny Tz'utujil tety anaty aterineto any anatin'ireo vondrom-piarahamonina manodidina ny Farihy Atitlán ao Goatemalà. Amin'ny...

Jatta Wöötanö

Rising Voices  05 Jona 2019

Boca de Ninchare, Venezuela – nanatevina laharana ny Rising Voices tamin'ny 2014 Ao anatin'ny vondrom-piarahamonina indizeny  Yekuana ao Boca de Ninchare, any amin'ny lembalemban'ny renirano Caura ao Venezoelà, misy andian-taranaka tanora vaovao mahita ny zavatsoa entin'ny media dizitaly noho ireny fitaovana ireny lasa mora jifaina be. Ho entanin'ity tetikasa ity...

Manangana sarintanin'i Niger

Rising Voices  05 Jona 2019

Niamey, Niger – nanatevina laharana ny Rising Voices tamin'ny 2013 Tamin'ny alalan'ny fiarahamiasa amin'ny Departemantan'ny Jeografia ao amin'ny Oniversite Abdou Moumouni ao Niamey, Niger, dia nisy andianà mpianatra avy ao amin'ny Klioban'ny Joegrafia nivondrona hanangana ny Vondrom-piarahamonin'ireo Mpirotsaka an-tSitrapo mpanohana ara-Teknika (VTC) mba hijerena izay filàna sy ireo tantaran'ny fiarahamonina...

Lasa resaka mpiray asa koa ny fanavakavahana lahy sy vavy

  02 Jona 2019

(Fanamarihana. lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Aogositra 2006) Heveriko fa misy ny rindrina tsy hita maso ‘tsy ofisialy’ apetraka ho an'ireo vehivavy manamboninahitra. Ry zareo lehilahy no  mibahana ny ankamaroan'ireo toerana ambony ao anivon'ny fiarahamonina ao Brunei. Mety ho anton'ny fisian'ny tsy fifandanjàna ve ny hoe satria ireny olona ireny ihany...