imanoela fifaliana · Jona, 2019

Lahatsoratra farany an'i imanoela fifaliana tamin'ny Jona, 2019

Bangladesh, Famonoana mangina an-dry zareo

Blaogim-Piarahamonina GV  14 Jona 2019

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Aogositra 2015) Iray fanampiny indray ao anaty antontanisa Hifoha afaka ora vitsy i Dhaka. Toy ireo Alahady hafa ihany, hanomboka miaraka amin'ny fo efa mahazatra sy aminà fifamoivoizana mitohana be ny fiainana. Miaraka amin'ny tahotra toy ny teo ihany, tsy an-kiteny, tsy misy zavatra vaovao...

Fandikàna Gazety: Teny vaovao, Tambajotra & Maro hafa!

Blaogim-Piarahamonina GV  09 Jona 2019

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Desambra 2015) Arahaba ry, namana GV'ers! Ialàna tsiny ny fahataràn'ny gazetintsika tamin'ìty herinandro ity. Mbola niady tamin'ny hatsiaka aho ary nandany ireo andro vitsivitsy toy ity hitanareo amin'ny sary ity: Ankehitriny satria efa miverina tsikelikely ny hery sy tanjako, ndeha isika hiresaka momba ny …...

Vaovaon'ny Sisintany ao Karen

Rising Voices  07 Jona 2019

Hijery ny Vaovaon'ny Sisintany ao Karen anaty sarintany lehibe kokoa. Miarina amim-pitandremana fatratra avy amin'ireo taompolo maro nisian'ny ady an-trano ny fanjakàna Karen, taorian'ny fampitsaharana fifampitifirana nifaovan'ny governemanta birmàna sy ny Karen National Union (Firaisam-pirenen'i Karen). Fanampin'ny fanarahamaso ataony amin'ny toedraharahan'ny  zon'olombelona tena manahirana manaraka ny sisintany iraisan'i Birmania sy...

Tukuni Yadua

Rising Voices  07 Jona 2019

Hijery an'i Tukuni Yadua anaty sarintany lehibe kokoa Nandritra ny efapolo taona farany, nifofotra tamin'ny ezaka nataony hiarovana ny  Igoanà misy sanga,  biby tandindonim-paharinganana, ireo mponina ao anatin'ny vondrom-piarahamonina Denimanu ao amin'ilay nosy mitoka-monina Yadua ao Fiji. Ny tsindry avy ety ivelany sy ny fiovaovàn'ny toetrandro no loza mitatao ho...

Egipta : Ny tetikasa “Mitrandraka ny fady” manodidina ny fanimbinana ny taovam-pananahan'ny vehivavy

Rising Voices  07 Jona 2019

Tsy tapaka mikarakara atrikasa fanofanana momba ny fanabeazana ara-pananahana ao Egipta i Ahmad Awadalla, no sady mampiasa ihany koa ny bilaoginy mba hizaràna ny zavatra niainany tamin'io sehatra io. Mpikambana azy ao anatin'ny tetikasa “Exploring Taboos” izy ary tsy tapaka mamoaka anaty lahatsoratra ireny zavatra niainany ireny, toy ireo fifanakalozandresaka nifanaovany tamin'ny ankizy manodidina ny Fanimbinana ny Taovam-Pananahan'ny Vehivavy (MGF)

Mibilaogy ny nofinofy

Rising Voices  06 Jona 2019

hijery sarintany lehibe kokoa Fampidirana Nanangana klioba mpanoratra bilaogy ho an'ireo mpampiasa ny tolotry ny sampandraharaha misahana ny fahasalaman'ny saina ny Orizonturi Foundation ao amin'ny Campulung Moldovenesc, Romania, klioba natao hanofana azy ireo amin'ny fitantanana bilaogy, fampakarana lahatsary ho anaty tranonkala fifampizaràna ety anaty aterineto, ary ny fampiasàna ny tambajotra...

Diarim-bohitra

Rising Voices  06 Jona 2019

Fampidirana: Neighbourhood Diaries – na Diarim-Bohitra – dia tetikasa fitaratra momba ny median'olontsotra an'ny Kalam, ONG iray miorina ao Kolkata mandrisika ny tanora avy amin'ireo vondrom-piarahamonina natao anjorom-bala mba haka ny fanoratra misy fahaizamamorona sy hanana fisaina mahay mitsikera ary, Sanlaap, fikambanana iray hafa tsy mitady tombony ara-bola manampy ireo...