Lahatsoratra farany an'i imanoela fifaliana tamin'ny Septambra, 2018
Manao Blaogy Mikasika Ny Herisetra Tao Etiopia i Andrew Heavens
Herinandro vitsivitsy lasa izay, sahala amin'ny toa fandresena goavana ho an'ireo mpomba ny fisokafana sy ny fanapariahana ny demokrasia ireo fifidianana tao Etiopia. Tamin'ny alàlan'ny fitaterana ny toa fitomboan'ny seza azon'ny mpanohitra, toerana 12 hatramin'ny 174, ao amin'ny parlemanta izay ahitana toerana 547
Nepal: Fandraisana Malina An'ireo Mpikomy Ho Ao anaty Governemanta
Asa raha ho tanteraka ihany ny nofinofin'ireo vahoaka Nepaley mikasika ny Fandriampahalemana noho ny fidiran'ireo Maoïsta ao amin'ny governemanta.