Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

imanoela fifaliana · Aogositra, 2018

Lahatsoratra farany an'i imanoela fifaliana tamin'ny Aogositra, 2018

Fihemorana Erantany: “Ny Andalam-pandrosoana, Tsodrano Iray Vonjimaika”

Indraindray izahay tsy manana hohanina afatsy ireo makaronia nampangotrahina sy lasopy amin'ny boaty eny amin'ny mpivarotra. Amin'ity indray mitoraka ity, ny zavatra ratsy indrindra izay mety ho tonga aminay dia ny tsy fahafahanay mandeha miantsena. Tsy misy tokony hampisavoritaka izany.

Oganda: Nahoana no tsy nanoratra mikasika ilay tantara lehibe indrindra an'ny firenena ireo Ogandey blaogera ?

Tamin'ny 5 Martsa, nanao fitokonana ireo ogandey mpitsara sy mpahay lalàna taorian'ny bemidina bataon'ireo mpiaro ny filoha tao amin'ny Fitsarana Avo mba hisamborana indray ireo olona enina noahiahiana ho mpamadika izay navotsotra rehefa avy nandoa onitra

Fanavaozana avy ao Ogandà: resaka fandriampahalemana, fampihavanana, ary filoha tezitra

Tamin'ny herinandro lasa teo, nitondra ireo mpikomy avy tao amin'ny LRA hivory tamin'ny voalohan'ny volana Desambra ho ao amin'ireo toerana roa fivoriana ao atsimon'i Sodàna ilay fanavaozana indray ny fampitsaharana fifampitifirana.

Gazetikely isambolana, vondrom-piarahamonina an-tambajotra sy fidirana amin'ny aterineto – laharana faha-8

Ampahany amin'ny tetikasa antsoina hoe, ''Fidirana amin'ny Aterineto Eo an-Toerana: Afaka mifandray izy samy izy ve ireo tsy mifandray?'' izay noforonin'ny APC niarahany tamin'ny Internet Society sy ny Rhizomática ity gazetikely ity.

Tambajotram-blaogy vaovao : Izao tontolo izao araka ny fiheveran'i neny

Niaraka niasa tamin'ilay kanadiana Catherine Connors, antsoina koa hoe Her Bad Mother izahay mba hanontaniana ireo reny mpitoraka blaogy mikasika ilay lohahevitra ary hankahery azy ireo hamorona tambajotran-tserasera eo anivon'izy ireo. Hatreto aloha, blaogera 85 avy amin'ny firenena 26 no namaly anay, fa mbola mitady betsaka kokoa noho izany izahay.

Fifidianana indiana tamin'ny 2009: Jiolahy sy vatom-pifidianana

Jiolahy maro izay nivadika ho mpanao politika no atolotry ny antoko politika maro ao India ho amin'ny fifidianana filoham-pirenena 2009. Maneho hevitra amin'izany ny vahoaka.

Azia Atsimo : Andiana hafanana sy fahatapahan'ny herinaratra

Tsy nampisy orana tao Azia Atsimo mihitsy ny toetrandro maina nandritra izay andro lasa izay, izay ny fiakaran'ny maripàna no vokany mivantana ary mampananosarotra ny fiainan'ny olona an-tapitrisany ny fahatapahana herinaratra noho ny krizy ara-angovo any amin'ny firenena maro.

Afganistana : Fahatairana ara-politika

''Raha toa ka efa nalaza tany amin'ny ampahan'ny gazety tandrefana ilay lazaina hoe «lalàna mikasika ny fanolanana», miteraka adihevitra be ao amin'ny firenena ihany koa izany. Tamin'ny fomba niavaka, norakofan'ireo gazety mahazatra ny diabe nataon'ny vehivavy, saingy misy endrika ara-pivavahana mila heverina ihany koa.''

Nepal : Fanonganam-panjakana tsy nahomby?

''Tamin'ny 2008 no nipaoka ny fifandirana rehefa nanomboka niadian'ny mpanao politika nepaley hevitra ny mikasika ny fampidirana ireo maoïsta mpiady anaty akata taloha [amin'ny teny anglisy toy ireo rohy rehetra voatanisa anatin'ny lahatsoratra], fantatra kokoa toy ny Tafika ho an'ny fanafaham-bahoaka (ALP), ho ao anatin'ny tafika nasionaly. Efa novinaniana fa...

Ny ”gripan-kisoa” an-dahatsary : vaovao, hanihany, vongan-tsira

Manoloana krizy iray, maneho hevitra amin'ny fomba samihafa avokoa ny olona. Misy ireo manao lahatsary mba hanaovana hira mikasika ny gripan-kisoa, misy kosa ny manao lahatsary hatsikana ho amin'izany.