imanoela fifaliana · Jona, 2018

Lahatsoratra farany an'i imanoela fifaliana tamin'ny Jona, 2018

Loharano 5 ho an'ny Olontsotra Mpanao Gazety

Rising Voices  12 Jona 2018

Loharano vaovao sy mendrika ny ho marihina natao ho an'ny olontsotra mpitati-baovao (sy ireo mpampianatra) momba ny fieren-doza, ny fiasàna anaty loza eo amin'ny lafiny maha-olona, ny fifantohana amin'ny zon'ny vehivavy, ary ny fanomezana antoka fa marina avokoa ny zavatra avoakanao.

Kibera: Lesona Iray Hakàna Tahaka

Rising Voices  09 Jona 2018

Ity lahatsoratra ity dia ampahany amin'ny andiany iray amin'ireo tatitra avy amin'ny fiarahan'ny Global Voices miasa miaraka amin'ny Map Kibera sy Map Mathare izay natao nandritra ny Fihaonambe nataon'ny Global Voices tany Nairobi tamin'ny volana Jolay 2012. Tantara sy sary avy amin'i: Laura Schneider.

Goatemalà: Ahoana No Hanavotana Ny Tahirim-Pirenena ao La Danta?

  04 Jona 2018

Ny piramida iray amin'ireo goavana indrindra eto ambonin'ny tany, noho ny habeny, dia ny piramida ao Danta, ao Goatemalà no ahitàna azy, ao anatin'ny iray amin'ireo valanjavaboahary tsy fahita firy mitahiry ny tontolon'ny zavamananaina eto amin'ny planeta. Saingy mitera-doza ho an'io valanjavaboahary io ireo doro tanety sy ny tsy firaharahiana.