Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

imanoela fifaliana · Novambra, 2016

Lahatsoratra farany an'i imanoela fifaliana tamin'ny Novambra, 2016

Averin'i Kehinde Wiley Sainina Ireo Sary Tranainy Satria ‘Raha Misy Dikany ny Ain'ny Mainty, Mendrika Ho Hita Amin'ny Sary Hosodoko izy Ireny’

Heverin'i Kehinde Wiley fa ny taokanto, ao anatin'ny hatsaràny, dia manasongadina ny isika ho toy ny soatoavina maha-olombelona. Izany no mahatonga ireo olona hafa volonkoditra (mainty sy zarazara) ho ivon'ireo sary ataony.

Fararano ao Kyoto, Midika fa Vanim-potoanan'ny “Ravina Mikasaotsaoka”

Indro ny sasany amin'ireo sary Instagram mampitolagaga indrindra momba ny fararano any Arashiyama, ao amin'ny faritra andrefana manodidina an'i Kyoto.

Jerena Avy Any Azia Afovoany, Mila Hitovy Dika Bebe Kokoa Amin'ny Endrika Demaokrasia Ao Amin'ny Faritra No Hita Any Etazonia

Clinton Faharoa sa i Trump Lehibe? Toa mitovitovy ihany ny safidy ho an'ireo mpitazana avy any amin'ireo faritra faran'izay tsy refesi-mandidy eto ambonin'ny tany.

Ao Anatin'i Chin, Ilay Faritany Tsara Tarehy Nefa Mahantra Indrindra Ao Myanmar

Miorina ao amin'ny faritra feno tendrombohitra indrindra ao Myanmar i Chin. Manakaiky an'i Bangladesh sy Inde. Na eo aza ny hatsaran-tarehiny, Chin no manana ny trangam-pahantrana avo indrindra ao amin'ny firenena.