Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

imanoela fifaliana · Oktobra, 2016

Lahatsoratra farany an'i imanoela fifaliana tamin'ny Oktobra, 2016

Manimba Tena Ny Antoko Sosialista Espaniola, Tantarain'ireo Mpisera Amin'ny Aterineto

Mandalo ny olana henjana indrindra teo amin'ny tantarany ny Antoko Sosialistin'ny Mpiasa Espaniola, saingy ao amin'ny Twitter, faly sy ravo manao hanihany mandravarava ireo Espaniola mpisera.

Rosiana Mpanao Politika Maniry Hanenjika Mpanao Gazety Namoaka Lahatsary Ahitàna Azy Manao Dihin'i Ricky Martin

Nametraka fitoriana tany amin'ny polisy ny lehilahy iray mpanolontsain'ny tanàna ao Orlov, nitoriany mpanao gazety nizara ny lahatsary ahitàna azy manao ny dihin'i Ricky Martin “Livin la Vida Loca,”

”Tsia” ho an'ny Fandriampahalemana ao Kolombia: Ny Podcast Miditra Lalina

Ny herinandron'ny 6 Oktobra izahay dia nangady lalina tao anatin'ny antony nifidianan'ny Kolombiana handaboka ny fifanarahana fandriampahalemana izay tokony nampitsahatra ny ady naharitra efa 50 taona mahery.

Lalao Manerantanin'ireo Kirgizy Mpifindrafindra Monina sy Ilay Mpitifitra Zanatsipika Faran'izay Pelika Ary Naharomotra Ny Aterineto

Inona no nataony???

Ny Fomba Nataon'ny ‘Amerikana Iray Mpitsikilo’ Namoahana Ny Mety Ho Hosoka Tamin'ny Fifidianana Rosiana

.Arakaraka ny fomba fandikanao ireo isa, no azo iheverina fa vitan'ny mpanao gazety iray avy amin'ny Reuters ny nampibaribary hoe ahoana marina no tena fandehan'ireo fifidianana tao Rosia tamin'ny Alahady 18 Sept

Mihamafy Ilay ‘Ady Adino’ ao Yémen Taorian'ny Fanafihana An'habakabaka Notarihan'i Saodiana Tany Al Hudaydah

Tany am-piandohan'ity herinandro ity, namely ny tanànan'ny seranan-tsambo izay havokavok'i Yémen ao Al Hudaydah ireo daroka an'habakabaka tarihan'i Arabia, namono olona fara-fahakeliny 30.