imanoela fifaliana · Mey, 2014

Lahatsoratra farany an'i imanoela fifaliana tamin'ny Mey, 2014

Jamaika: Andao Hiaraka Ary Hahatsapa Ho…Mahantra?

  18 Mey 2014

Nametraka an'i Jamaika ho firenena faha dimy mahantra indrindra eran-tany ny filaharan'ny firenena notontosain'ny Fikambanana "Cato", izay nandray ny fahantrana ho mari-pandrefesana, firenena izay mahita ny zava-drehetra ho "mahafinaritra avokoa".

Adin'ny Raozy Any Rosia

Taorian'ny afo namono olona tany Odessa, ary fifandirana nandritra ny volana maro nisy teo amin'i Moscow sy Kiev, tsy nahagaga raha lasa dingana lehibe tsy maintsy nolalovan'ny politika Rosianina ny fankalazana ny tsangambaton'ny Ady Lehibe Faharoa.