Amin'ny fihodinana faharoa, tsy maintsy misafidy i Ekoatora, na hery miaramila, na fiovàna sôsialy hiadiana amin'ny herisetraHo tafahaona indray i Daniel Noboa sy Luisa González amin'ny fifidianana amin'ny Aprily 2025Mpanoratra Gina Yauri Nandika (en) i Melissa Vida, Imanoela Fifaliana14 Marsa 2025
Ny fanasongadinana ny frantsay sy anglisy no manafaingana ny fitontongan'ny fitenin'ny tompontany ao BenînoMipetraka ho sakantsakana goavana ho an'ireo hetsika fiarovana ny fiteny ny hamaroana tafahoatran'ireo fiteny ampiasaina manerana an'i Benîno.Mpanoratra Megan Fahrney Nandika Imanoela Fifaliana09 Marsa 2025
Feno rehareha i Trinite-sy-Tôbagô miandry ny fanapahankevitry ny Guinness Record momba ilay hazakazaka mozikaly nataon'ny tanora iray mpively barika'[Nisy] olona marobe nahafantatra fa [hisy] fotoana tsy manam-petra [hisy] daban-tsolika iray nariana hanome dikany ny toerana kely iray efa torotoro'Mpanoratra Janine Mendes-Franco Nandika Imanoela Fifaliana03 Marsa 2025