Ny nosoratan'ireo miaramila rosiàna ho an'ireo akaikin'ny fony talohan'ny nahafatesanyNotsoahin'i Holod, izay mpiara-miombona antoka amin'ny Global Voices, ity lahatsoratra iray navoaka teto amin'ny tranonkalan'ny Global Voices tamin'ny 31 Desàmbra 2024 ity.Mpanoratra Holod MediaNandika Imanoela Fifaliana31 Desambra 2024
Jamaika, vanim-potoanan'ny ‘Beryl’ tsy nisy rano fisotro tanaty fantsonaNy nataon'ny tovovavy iray hahatafavoaka velona azy nandritra io vanim-potoana iray volana" nandalaovan'ny rivodoza Beryl io Mpanoratra Candice StewartNandika Imanoela Fifaliana17 Desambra 2024
Rosia, fanadihadiana iray mampiseho amin'ireo andian-taranaka YouTube ny zava-doza any anatin'ireo Golagy Nisy mpijery an-tapitrisa ireo lahatsary novokarin'i Yuri DudMpanoratra Alexey KovalevNandika Emilie Jauliac, Imanoela Fifaliana16 Desambra 2024
Rosiàna mpanao gazety miaina an-tsesitany, nitafa tamin'ny filoha MôldavyManinona no lazain'i Maia Sandy hoe hevitra tsara izany?Mpanoratra Daria DergachevaNandika Imanoela Fifaliana14 Desambra 2024
Nizerià sy Kenya: Sakana araka ny lalàna mibahana ny ady amin'ny famonoana vehivavyIlaina maika ny fanavaozana tsy mijanona fotsiny amina tranga tsirairayMpanoratra Minority Africa, Zita ZageNandika Imanoela Fifaliana12 Desambra 2024
Kameroney iray mpanao gazety, mamerina manoritsoritra ao anaty fanadihadiana iray ny tontolon'ny krizy pôlitika Ivoariàna tamin'ny 2010-2011Tamin'ny 2010, kandidà roa no nekena ho mpandresy tamin'ny fifidianana ho filohampirenenaMpanoratra Jean SovonNandika Imanoela Fifaliana11 Desambra 2024