Lahatsoratra farany an'i Imanoela Fifaliana tamin'ny Septambra, 2024
Fankalazana ny fahatongavan'i Malka Older ato amin'ny Global Voices
.Malka dia mpanoratra tantara foronina ara-tsiansa sady sôsiôlôgy manana traikefa midadasika amin'ny sehatry ny asa firotsahana an-tsehatra noho ny maha-olona. Tsy andriko ny hahita ny zotra hitarihany ny Global Voices mandritra ireo taona maro avy.