Lahatsoratra farany an'i Candy tamin'ny Mey, 2024
Ratram-po nahazo vehivavy jamaikàna iray lasa aingampanahiny nanorenana ‘Faribolana Fiahiana’ ho an'ireo sisampatin'ny fanararaotana ara-nofo
Noho i Alicia Bowen-McCulskie izy tenany niharan'ny fanararaotana ara-nofo ihany koa, “dia naminavina toerana azo antoka sy hirika ho an'ireo vehivavy na ankizivavy mba hidirany hahazo tohana ara-tsaina, fitaovana ary fikarakaràna ilainy hanamoràna ny fizoran-dry zareo mankany amin'ny fahasitrànana”
Ny zava-nolalovan'i Marijeta Mojasevic niainga avy amin'ny maha-sisampatin'ny AVC azy, mankany amin'ny maha-mpikatroka ho an'ny zon'ny manana fahasembanana
"Tiako hiova fomba fijery [ireo tanora] ary hanaiky ireo olona manana fahasembanana ho olon'ny fiarahamonina misy azy ihany, ho toy ny namana, ho toy ny mpiaramiasa”
Niverina indray ny fifandraisan'i Centrafrique sy Frantsa na eo aza ny fisian'ireo miaramila rosiàna
Taorian'ny fitsaharany tamin'ny 2018, taorian'ny nahatongavan'ireo tarika miaramila rosiàna "Wagner" tao Centrafrique, niverina nifampiresaka i Parisy sy Banqui ary nanambara dingana iray vaovao amin'ny fiarahan'izy ireo miasa