Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Erikah · Aogositra, 2017

imailaka Erikah

Lahatsoratra farany an'i Erikah tamin'ny Aogositra, 2017

31 Aogositra 2017

Ny Bitsiky Ny Vahoaka Afgàna: Ny Toaka, Ny Vehivavy, Ary Ny Fifamatorana Amin'ny Iraniana

« Rehefa manjaka ny tsy rariny, dia lasa andraikitra ny fanoherana ».

30 Aogositra 2017

Tondradrano, Pisco, ary Fampianarana Maimaimpoana

Ny iray amin'ireo lohahevitra maro tena nahasarika ireo antoko liana tamin'ny adihevitra dia ilay tolokevitra naroso hanajanonana ny fandoavana saram-pianarana eny amin'ny anjerimanontolom-panjakàna

Nepal: Maoista Nitarika Fitokonana Nampihitsoka Ny Firenena

Nanomboka tamin'ny faha 1 Mey 2010, dia nandefa antso avo hanao fitokonana goavana mandritra ny fotoana tsy voafetra ny mponina maoista nepaley ho fitakiana ny fandravàna ny governemanta amperinasa sy ny firosoana tanteraka amin'ny dingana fanoratana ny lalàm-panorenana. Nandeha am-pilaminana ny hetsika amin'ny ankapobeny kanefa nandona mafy ny firenena izany....

29 Aogositra 2017

Tsy Hampihena Velively Ny Isan'ny Tovovavy Mitondra Vohoka Ao Tanzania Ny Fanakànana Ireo Reny Tsy Hiverina Any An-Tsekoly Indray

Nomelohan'ny Filoham-pirenena ao Tanzania, John Magufuli, ny ONG iray ao Tanzania mamporisika ireo reny tanora mba hiverina any an-tsekoly, tamin'ny filazany fa "manimba ny firenena" izy ireo ary mitarika ny "fahasimban'ny toe-tsain'ny mponina" ao Tanzania

09 Aogositra 2017

Tao Bangladesh, Niteraka Lohatenim-Baovao Maro Ny Tahotry Ny Olona Ka Lasa Nifanesisesy Ny Famonoana Bibilava

"Nazoto nanaparitaka ny vaovao mihitsy ny haino aman-jery mahazatra. Ka lasa nitarika ny olona ho liana amin'ny famonoana ireny biby ireny izany."