Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Erikah · Febroary, 2013

imailaka Erikah

Lahatsoratra farany an'i Erikah tamin'ny Febroary, 2013

24 Febroary 2013

Shina: Fanaovana Tsindry Hazo Lena Olona Nitatitra Fisiana Fandikan-dalàna Iray Mba Hilaza Ny Loharanom-baovaony

Manao tsindry hazolena amin'i Zhu Ruifeng ny mpitandro ny filaminana ao Chongqing , ilay vavolombelon'ny fisian'ilay horonan-tsary mirakitra ilay tantara ratsinà resaka firaisana ara-nofo mba honolorany ny orizinalin'ireo horonan-tsary miisa 7 ireo mahavoarohirohy manampahefana miisa iraika ambinin'ny folo ao amin'ny governemanta.

19 Febroary 2013

Manakenda Ny Artista Ny Lalàna Ao Japana Mikasika Ny Fahavetavetana

Nosamborina ilay mpaka sary lamaody antsoina hoe Leslie Kee noho ny famarotana sary mamoafady tamin'ny fampirantiana nataony farany teo tao Tokyo. Fa fanehoana talenta ve ny sanganasany sa fanehoana fahavetavetana? Ao anatin'ity lahatsoratra ity isika dia mahita ny fisian'ny lalàna izay 'manamavo' ny fanehoana ny talenta ao Japana.

08 Febroary 2013

Fidirana Teo Amin'ny Sehatra Politika Somary Nisamboaravoara Ho An'Ilay Mpitondra Tenin'ny Governemanta Tao Senegal

Sarotra dia sarotra ny fidiran'i Abdou Latif Coulibaly, Senegaly mpanao gazety mpikaroka fanta-daza, izay lasa minisitry ny Fahaiza-mitantana sady mpitondra teny ny Governemanta Senegaly teo amin'ny sehatra politika . Niteraka fizarazaran'ny fomba fijery maro be teo amin'ireo mpikatroka mafana fo sy ny mpitoraka bilaogy Senegaly ny fivoahana farany nataony vao...

03 Febroary 2013

Ny Fandresen'ny Tsimatimanota Manoloana Ny Fanjakana Tan-dalàna Ao Ginea

Fisamborana sy fitazonana tsy ara-dalàna, fampijaliana, fitsarana tsy mandeha amin'ny fahamarinana, izany no hita taratra teo amin'ny tantaran'i Guinée. Noraisin'ny Fikambanana maro samihafa tao Guinée an-tanana ny resaka tsimatimanota izay anjakan'ireo mpitondra voaheloka tamin'ireo heloka bevava.