Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Erikah · Febroary, 2011

imailaka Erikah

Lahatsoratra farany an'i Erikah tamin'ny Febroary, 2011

25 Febroary 2011

Tonizia: Iza no tokony ho melohina tamin'ny famonoana ilay pretra poloney?

Nanohina sy nahaontsa ny vahoaka Toniziana ny nahare ny vaovao mikasika ny famonoana ilay pretra poloney tao akaikin'ny renivohitr'i Tonizia tamin'ny faha 18 Febroary. Maro ireo vinavinan-kevitra hita ao amin'ny bilaogy Toniziana sy haino aman-jery sosialy mametra-panontaniana hoe iza no tompon'andraikitra tamin'io vono olona io ary inona no mety anton'izany.

24 Febroary 2011

Polonina: Nampahafantarina ireo bilaogy tsara indrindra tamin'ny taona 2010

Mamerina mijery ireo mpandresy tamin'ny fifaninanan'ny poloney tamin'ity taona ity eo amin'ny "bilaogy tsara indrindra nandritra ny taona" i Jakub Górnickilish.

23 Febroary 2011

Bahrain: Niteraka Haromontana sy Tsy Fitokisana ny Vaovao Mikasika Ilay Fanafihana Tamin'ny Vao Mangiran-dratsy

Raha nifoha maraina handeha hamonjy ny toeram-piasana ny vahoaka rehetra manerana an'i Bahrain androany (Alakamisy faha 17 Febroary, 2011) dia taitra raha naheno vaovao mikasika ny fanafihana nataon'ny mpitandron'ny filaminana tamin'ny andro vao mangiran-dratsy an'ireo mpanohitra ny governemanta izay nilasy tao Fihodinan'i Lulu renivohitr'i Manama. Nitobaka ny fanehoana haromontana, tahotra...

19 Febroary 2011

Bahrain: Olona iray no namoy ny ainy nandritra ny fanafihana nataon'ny mpitandro ny filaminana tamin'ny andro vao mangiran-dratsy

Efa notaterinay tetsy sy teroa ny fanafihana tamin'ny andro vao mangiran-dratsy izay nataon'ny mpitandro ny filaminan'i Bahrain an'ireo mpanohitra izay nitangorona tao amin'ny Rond-point Pearl tao Manama renivohitra nanomboka ny 14 February 2011. Ankehitriny dia fantatra fa olona iray no namoy ny ainy nandritra ny fifandonana.

Ejipta: Olana teo amin'ny fanehoan-kevitra, soa ihany fa teo ny Google sy ny Twitter

Androany hariva, niara-niasa ny Google sy Twitter teo amin'ny famoronana fitaovana iray ahafahan'ny Ejiptiana mandefa tweet...amin'ny alalan'ny fametrahana hafatra. Vokatry ny tsy fahafahana mampiasa aterineto, dia manampy ny Ejiptiana io fitaovana io amin'ny fiantsoana numerao any ivelany amin'ny alalan'ny finday sy ahafahan'izy ireo mametraka hafatra ho an'izao tontolo izao.

12 Febroary 2011

Ejipta: “Maniry ny hialàn'i Mubarak izahay!”

Nanao lahateny fanindroany nanoloana ny vahoaka Ejipsiana ilay mpanambony tena Hosni Mubarak taorian'ny antso fanoherana sy fikatsahana ny fiafaran'ny fitondram-panjakany izay nanomboka tamin'ny valo andro lasa izay (23 jan 2011) Ny lahateniny voalohany dia nianjera tany aminy, ary vao maika nitarika hatezerana bebe kokoa avy amin'ireo vahoaka izay maniry ny...

02 Febroary 2011

Haiti: Herintaona lasa izay…Tsaroantsika tsara

Herintaona androany ny nitrangan'ilay horohorontany nandravarava tao Haiti. Ireo mpitoraka bilaogy Haitiana dia mahatsiaro sy manome sitraka ireo velon'aina tamin'io voina io, na dia fantatsika aza fa mbola marobe ireo asa fanarenana tsy maintsy atao.