Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Erikah · Janoary, 2011

imailaka Erikah

Lahatsoratra farany an'i Erikah tamin'ny Janoary, 2011

24 Janoary 2011

Meksika: Nandefa tweet mba hiarovan-tena ilay mpihira voaendrikendrika ho nanolana zazavavikely tsy ampy taona

Nampiasa Twitter ilay mpihira ny gadon-kira 'pop' iray, teratany Meksikana ary 28 taona mba hiarovany ny tenany tamin'ny fanendrikendrehana azy ho nanolana zazavavikely tsy ampy taona anankiroa. Nanohana azy tamin'ny fandefasana tweet ireo mpankafy azy, fa ireo hafa kosa dia nanakiana ny haino aman-jery sy ny vahoaka nohon'ny fandraisan'izy ireo...

19 Janoary 2011

Tonizia: Tratry ny fijirihana koa ny bilaogin'ingahy Minisitry ny Raharaham-bahiny Toniziana Kamel Morjane ?

Miparitaka toy ny lelafo ato anatin'ny aterineto ny tsaho minitra vitsivitsy taorian'ny nivoahan'ny lahatsoratra iray raha araka ny fantatra dia nosoratan'ny Minisitry ny raharaham-bahiny Toniziana Kamel Morjane tao anatin'ny bilaoginy. Tena nametra-pialàna tokoa ve i Morjane sa nisy nisompatra ny bilaoginy?

17 Janoary 2011

Japana: Famporisihana ny olona hanadino ny nofinofiny

Ahoana tokoa moa raha ohatra ka misy olona manontany soso-kevitra aminao mikasika ny lalana izorany hanatratrarany ny nofinofiny nefa tsapanao fa tsy tsara ho azy ireo izany? Inona ny zavatra mety indrindra tokony ho atao?

07 Janoary 2011

Malezia: Fe-potoana nomena ho an'ireo sekoly manofana ho mpitsabo

Nanome baiko ny governemanta Maleziana ka haato mandritry ny dimy taona ny fandaharam-pitsaboana manerana ny firenena rehetra, ka ny tanjona amin'izany dia ny fametrahana fanovana izany hoe ny fanomezana lanja ny hatsarana mitaha amin'ny habetsahana satria tsy mitsaha-mitombo isan-taona ireo mpianatra mahazo diplaoma eo amin'ny fitsaboana.