Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Erikah · Desambra, 2010

imailaka Erikah

Lahatsoratra farany an'i Erikah tamin'ny Desambra, 2010

16 Desambra 2010

Iran: Mpitoraka blaogy kely taona indrindra maneran-tany voasambotra

Tsy fanta-daza eo amin'ny fanenjehana mpitoraka blaogy fotsiny ny governemanta Iraniana, fa mitàna ny laharana voalohany koa izy ireo eo amin'ny sehatra maro: nanomboka tamin'ny fampidirana am-ponja ny mpitoraka blaogy voalohany indrindra teo amin'ny tantara, hatramin'ny nahafatesan'ny mpitoraka blaogy voalohany tany am-ponja. Mampalahelo anefa, fa mbola misy zavatra hafa mbola...

15 Desambra 2010

Azerbaijan: Fomba fijery avy ety ivelany.

Ho an'ireo izay mipetraka any amin'ny firenena somary miavaka amin'ny rehetra, dia maro ireo zavatra azo raisina ho tena misy tokoa. Nefa raha ny hafa avy any ivelany no mahita izany amin'ny voalohany, matetika izy ireo mahita loko sy fomba amam-panao hafa. Vokatr'izany mahafantatra zava-baovao izy ireo