Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Erikah · Oktobra, 2010

imailaka Erikah

Lahatsoratra farany an'i Erikah tamin'ny Oktobra, 2010

28 Oktobra 2010

Ny voina nateraky ny tondra-drano tao Thailand

Olona mihoatra ny 40 no voamarina fa namoy ny ainy nohon'ny fiakaran'ny tondra-drano tany amin'ny faritra avaratra atsinanana sy afovoan'i Thailand. Efa tratran'ny tondra-drano koa izao ny faritra sasany ao Bangkok, renivohitr'io firenena io. Mitatitra vaovao mifanaraka amin'ny toetr'andro mikasika ny vokatra nateraky ny tondra-drano ny mponin'ny aterineto amin'ny alalan'ny...

26 Oktobra 2010

Panama: Volavolandalana iadiana amin'ny fanavakavahana noho ny safidy olona iarahana

Nanomboka miady hevitra mikasika ny lalàna vaovao hiaro ny olona amin'ny fanavakavahana mifototra amin'ny safidy amin'izay tian'ny olona iarhaana ny Antenimeram-pirenena Panameana. Nanoratra tao amin'ny vohikala Corresponsales Clave [es] i Dayra García: La Comisión de Gobierno, Justicia y Asuntos Constitucionales de la Asamblea Nacional aprobó en el primer debate (con...

16 Oktobra 2010

Chile: Namarana ny fitokonana amin'ny tsy fihinanan-kanina ny ankamaroan'ny gadra Mapuche

Tamin'ny faha 2 Oktobra , taorian'ny fifanarahana lehibe niaraka tamin'ny governemanta Siliana, gadra Mapuche miisa 25 izay voatazona tany am-ponja tao amin'ny tanànan'i Concepción, Angol, Temuco ary Valdivia, no namarana ny fitokonana amin'ny tsy fihinanan-kanina izay naharitra 82 andro. Na teo aza izany, gadra Mapuche miisa 14 izay voatazona sy...

07 Oktobra 2010

Indonezia: Hatezerana an-tserasera noho ny fanafihana ny mpitondra fiangonana

Nisy nanatsatoka antsy tao Indonezia ny mpitondra fiangonana Kristiana miisa roa indray alahady izay nandritry ny fotoana nanatanterahan'izy ireo ny asa fanompoana, izany dia nahatezitra mafy ireo mponina teto amin'ny aterineto. Ho fanehoana ny tsy fankasitrahana izany dia namporisihana ireo mpikambana ao amin'ny facebook mba "tsy hanisy sary" eo amin'ny...