Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Erikah · Septambra, 2010

imailaka Erikah

Lahatsoratra farany an'i Erikah tamin'ny Septambra, 2010

23 Septambra 2010

Ekoatera: Ny fikasan'ny mponina hanala ny filoha Rafael Correa eo amin'ny toerany

Nanaparitaka ny teti-panorony ilay mpanao gazety Carlos Vera tamin'ny alalan'ny vohikala, sy tamin'ny fampiasana youtube ary ny blaoginy, mikasika ny fanalàna ny filoha Rafael Correa teo amin'ny toerany mifanaraka ny lalàmpanorenana. Nizara ny heviny momba an'io fikasana io ihany koa ny mpitoraka blaogy sasany, izay nanambara ihany koa ny fanonganana...

15 Septambra 2010

Korea atsimo: Niteraka adihevitra nafana teo amin'ny mponina ny drafitry ny governemanta ho fampakarana ny vidin'ny sigara

Nanambara mikasika ny fampiakarana avo telo heny ny vidin'ny sigara ny sampana misahana ny fahafalaman'i Korea atsimo mba hanenana ny tahan'ny fifohan'ny mponina manerana ny firenena sigara izay avo dia avo, izany dia niteraka adihevitra haingana teo amin'ny aterineto izay mihodinkodina eo amin'ny vidin'ny sigara. Maro ireo Koreana no mankasitraka...

05 Septambra 2010

Malezia: Fanafihana nitranga nohon'ny fanavakavaham-bolon-koditra tamin'ny Andro fitsingerenan'ny nahazoana ny fahaleovantena

Tamin'ny takarivan'ny Andro fitsingeren'ny nahazoan'i Malezia ny fahaleovantenany dia nisy tantara iray notaterina tao amin'ny Facebook momba ny fanafihana nitranga nataon'ny tanora maro nohon'ny resaka fanavakavaham-bolon-koditra. Ireto manaraka ireto ary ny sombitsombiny amin'ny fomba fijery sy fisainan'ny Malezia mikasika izany fanavakavaham-bolon-koditra ao Malezia ankehitriny izany.

03 Septambra 2010

Libanona: Ny fanomezana fahazoan-dalana ny mpitsoa-ponenana Palestiniana hiasa

Fonenan'ny mpitsoa-ponenana Palestiniana maherin'ny 400,000 i Libanona, izay tsy mahazo manana ny tranony, tsy mahazo miditra amin'ny rafi-pitantanan'ny fikarakarana ara-pahasalamana, ary mila fahazoan-dalana manokana hiala amin'ireo tobin'ny mpitsoa-ponenana . Tamin'ny 17 Aogositra, nanaiky ny lalàna manome zo ireo Palestiniana ny hanana asa toy ireo vahiny hafa ny parlemanta Libanezy. Manao...

01 Septambra 2010

Shina: Niakatra ny harin-karena, ary ny fandaniambola?

Tsy mitsahatra ny maheno isika hoe mitombo hatrany ny toe-karen'ny Sina; nitombo tsikelikely ve ny fandanian'ny vahoaka? Mijanona any amin'ny banky ny tahirin'ny tsirairay avy, hoy ny mpitoraka blaogy iray: manomboka any amin'ny toeram-pitsaboana ka hatrany an-tsekoly sy any amin'ny toerana natokana ho an'ireo be antitra dia tsy afaka mifaninana...