Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Erikah · Jolay, 2010

imailaka Erikah

Lahatsoratra farany an'i Erikah tamin'ny Jolay, 2010

28 Jolay 2010

Angola: Mihiratra indray ny vola madinika

Nampiditra vola madinika kwanza teo amin'ny tsena indray ny bankim-pirenenan'i Angola tamin'ny volana May lasa teo. Ao amina firenena iray, ny mponina mampiasa ny vola dolara sy ny kwanza eo amin'ny fiainany andavanandro, dia efa mihazatra tsikelikely eo amin'ny fampiasana an'io vola vaovao io, manazava ny tarigetra tratrarina amin'izany izy...

24 Jolay 2010

Jordania: Naningotra ny fotoana nampanonofy antsika ve ny teknolojia?

Mitàna andraikitra lehibe eo amin'ny fiainantsika andavanandro ny solosaina sy ny teknolojia. Mahatsiarotsiaro ny raomantisma eo am-pandraisana taratasy amin'ny alalan'ny mailaka ny mpitoraka blaogy iray avy any Jordana ary hoy izy ao anaty blaoginy: "Mankahala ny elektraonika aho."

23 Jolay 2010

Mitady mihoatra noho ireo teny filamatry ny fifidianana ireo Aostraliana

Telo ambiniroapolo andro katroka taorian'ny nialan'i Kevin Rudd, niantso fifidianana faobe amin'ny 21 Aogositra ny praiministray Julia Gillard, ny "ranga"-ntsika (menaloha). Mitady ventin-javatra tsy ahodina fotsiny amin'ity fampielezan-kevitra ity ny tontolon'ny blaogy Oz .

22 Jolay 2010

Maraoka: Zazakely iray mpitoraka blaogy miarahaba an'izao tontolo izao

Nanomboka nanana blaogy i Salma teo amin'ny fahaenin-taonany mba ahafahany mifandray amin'ny namany sy ny fianakaviany.Tia manoratra tantara fohy sy mizara ny olana mahazo azy isan'andro any an-tsekoly amin'izao tontolo izao ity zaza Maraokana mpitoraka blaogy ity saingy eo imason'ny raiamandreniny avokoa izany.

21 Jolay 2010

Serbia: Kiraro mivady iray, ain'olona iray

Na dia efa 15 taona aza izao no lasa taorian'ny fandripahana olona tao Srebrenica , dia mbola tsy voasambotra hatramin'izao ny jeneraly Ratko Mladic -Lehiben'ny tafiky ny Repoblika Srpska (tafiky  Serba Bosniaka) izay nomelohan'ny  Fitsarana ao La Haye tamin'ny famonoana an-kerisetra silamo mihoatra ny 8000 teto amin'ity tanan-dehibe Bosniaka ity tamin'ny faha...

20 Jolay 2010

Sina: Fijerim-bahiny ny Rantin'i Shanghai

Nandia ny roa volana sahady amin'ny enim-bolana holalovany ny Ranty Manerantanin'i Shanghai . Tsy nipetrapetra-poana ny mpitoraka bilaogy mba hamantatra ny tanjon'ity fandaniam-bola goavana ity, sy hitantara ny fivoarana haingana dia haingana hita amin'ny moron-dalana izay vitsy dia vitsy no tsy tratran'ny fanomanana ity fotoan-dehibe ity. Ny fampirantiana , izay...

16 Jolay 2010

Amboara Eran-tany taona 2010: Iza no omena tsiny tamin'ny fomba filalaon'i Nizeria?

Diso fanantenana ny mpankafy baolina kitra tamin'ny talata raha nihena tsikelikely ny vintana farany ho an'ny ekipa Nizeriana handroso amin'ny fiadiana ny Amboara Eran-tany taona 2010 raha niafara tamin'ny isa 2 noho 2 ny fihaonany tamin'i Korea Atsimo. Teo amin'ny tontolon'ny blaogy, ny fahadisoam-panantenana no tena nanjaka, na tsy dia...

13 Jolay 2010

Philippines: Ny hevitry ny mpitoraka blaogy momba ny fanabeazana mikasika ny firaisana ara-nofo

Eo am-pampiharana ny fandaharam-pianaran'i Etazonia taloha izay naverina indray momba ny fanabeazana ara-pananahana ho an'ny ankizy sy ny tanora, eny amin'ny sekolim-panjakàna, ny Governemanta Filipiana amin'ity taom-pianarana ity na dia naneho fanoherana goavana an'io fandaharam-pianarana io aza ny Fiangonana Katôlika. Nanadihady mikasika izany ny mpitoraka blaogy.

11 Jolay 2010

Chili: Manomboka any Californie hatrany Chili eny ambony “biodiesel”

Niara-nitety tany nandritra ny enim-bolana i Maria Jose Calderon sy Carlos Herrera manombok any California, any Etazonia ka hatrany Chili, amin'ny fiara "biodiesel". Nitety an'i Amerika Atsimo izy ireo hijery ireo epetra raisin'ireo mponina hanampiana ny tontolo iainana, ary nandrakitra ireo zavatra hitany sy ny diany tamin'ny alalana horonantsary, saripika...

Sina: Firenena matanjaka, mponina mahantra

Nanambara ny fampielezam-peom-panjakana CCTV tamin'ny faha 28 Jona fa manantena ny hahazo hatramin'ny 8 arivo lavitrisa yuan ($1.18 arivo lavitrisa) i Sina hatramin'ny faran'ny taona 2010. Izany tarehimarika izany dia hampiakatra azy ho laharana faharoa amin'ny firenena lehibe indrindra aorian'i Etazonia raha ny vola miditra no jerena.  Toa hita fa...