Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

avylavitra · Aogositra, 2020

imailaka avylavitra

Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Aogositra, 2020

Serbia : Fisaintsainana momba ny fisalasalàna sy ny finoana

Tsy tokony ho heloka mihitsy ny fisalasalàna. Raha manana fisalasalàna aho, dia misaina aho izany. Raha misaina aho, dia misy aho izay (cogito, ergo sum)...Zavatra iray ny hoe manaiky an'Andriamanitra amin'ny fony, ary zavatra iray hafa ny hoe olona iray hafa no manery azy amin'izay tsy maintsy hoeritreretiny momba azy...

Tampon-tendrombohitra rava ao amin'ilay toerana fitrandrahana vatosoa (jade) ao Myanmar, nefa feno fianakaviana monina ihany na dia mampidi-doza aza

Na eo aza ny loza ateraky ny fhotsahan'ny tany bebe kokoa, misy fianakaviana 77 mbola mijanona ao, milaza fa tsy vitan-dry zareo ny hifindra toerana

Netflix, nampidita ilay sarimihetsika lavabe angoley voalohany

Ny 'Dias Santana' dia sarimihetsika 80% Angoley ary 20% Afrikàna Tatsimo

Fotoana izao hiatrehana ny fahasalaman'ny saina aty aorian'ny COVID-19

Amin'ny fo tsy miangatra, mba firy amin'ireo tafavoaka velona moa no hahazo fikarakaràna ny fahasalamana ara-tsain'izy ireny?

Tahaka ny ahoana no fiantraikan'ilay valanaretina tamin'ny fiainan'ny olona erantany? Mizara ny tantarany ireo mpandika ato amin'ny Global Voices

Ao anaty valanaretina iray, tohizan'ireo mpandika ato amin'ny Global Voices ny mandika ireo tantara avy amin'izao tontolo izao

Fanontaniana & Valiny: Fantaro i Pushker Kadel, manampahaizana manokana amin'ny fiteny, fanabeazana ary fampandrosoana

Fantaro i Pushker Kadel, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 19-25 Aogositra 2020. Hozarainy amintsika ny asa ataony amin'ny maha-mpisehatra azy ao anatin'ny fiteny, ny fanabeazana ary ny fampandrosoana ao Nepal.

Fanontaniana & Valiny: Fantaro i Rany Phok, mpikatroka ho an'ny fiteny Krung

Fantaro i Rany Phok, hampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 12-18 Aogositra 2020. Hozarainy amintsika ny asa ataony ho an'ny fiteny Krung, ifampiresahana ao Kambodza.

Mpanao fihetsiketsehana “Manila Pride” mamaly bontana sy mitantara ny fijaliana iaretana rehefa ahiboky ny polisy

"Midrikina isika manohitra ny sedra rehetra. Fanoherana ny androm-piainantsika. Eto isika handrava ireo rafitra mpamoritra, hanova ny zavatra tsy azontsika ekena." hoy i Carla Nicoyco, Filipiana mpikatroka avy amin'nyvondrompiarahamonina LGBTQ+.

Korea Atsimo: Mpitsikilo, Bitsika ary Sangy

Nandritra ny fifidianana izay ho filoha dia nandefa bitsika 1,2 tapitrisa ny sampam-pitsikilovana sangany indrindra ao amin'ny firenena, ary ny Fibaikoana ny Ady anaty Aterineto an'ny Minisiteran'ny Fiarovana kosa nandefa bitsika 23 tapitrisa mba hampitongilanana ny fironan'ny daholobe ho amin'ny tombontsoan'ny governemanta