Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Avrily, 2020
Siria : Fifankatiavana anaty fotoanan'ny famoretana
"Na aiza na aiza aho no mitopy, anaty herisetra, ny rà na ny fahafatesana ao Siria, dia tafalatsaka foana aminà tantaram-pitiavana adaladala, feno fahasahiana toy ny raozy iray manao di-doha mitsiry na eo aza ireo ahidratsy sy ny tsilo miezaka mangeja azy" hoy ilay vehivavy siriàna mpanoratra bilaogy, Marcell Shehwaro.
Antsafa tamin'i Chontalita Vázquez, mpikatroka nomerika ho an'ny fiteny Chontal
Fantaro bebe kokoa ny momba an'i Chontalita Vázquez. Izy no hitantana ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 16 hatramin'ny 22 Martsa 2020 sy hilaza amintsika momba ny asa ataony ho an'ny fiteny Chontal.
#NiñasNoMadres: Arzantina manohitra ny vohoka tsy niriana terena hiaretan'ireo ankizivavy niharam-panolànana
Tolona ataon'ny fanentanana "Niñas, no madres" (ankizivavy fa tsy reny) ny mba hanesorana ireo ireo sakantsakana ara-pitantanana, ara-tsosialy sy araka ny lalàna tsy ahafahana manàla zaza.
Mpifaninana ho solontenan'ny mpirotsaka an-tsitrapo ao amin'ny filankevipitantanana GV 2020: Tanya Lokot
"Mijanona ho fotoana betsaka amin'ny fiainako ny GV, ary tiako ny hanome domberina ho an'ireo GV-ers mpiaramiasa amiko sy hanokana sasantsasany amin'ny fotoanako hisoloana tena ny feo sy ny zava-mahaliana an-dry zareo."
Mpifaninana ho solontenan'ny mpirotsaka an-tsitrapo ao amin'ny filankevipitantanana GV 2020: Arzu Geybulla
"Tena mientanentana fatratra aho momba ny ho fahafahana ho lasa isan'ny ao anaty dingana hahatonga ny vondrompiarahamonina misy antsika hatanjaka kokoa, ho marintoerana sy haharitra."
Mpifaninana ho solontenan'ny mpirotsaka an-tsitrapo ao amin'ny filankevipitantanana GV 2020: Adéṣínà Ghani Ayẹni (Ọmọ Yoòbá)
"Tiako ny hanana traikefa tsy mbola nifindra tànana amin'ny fomba fakàna fanapahankevitra ato anatin'ny vondrompiarahamonina GV, ary koa hianatra avy amin'ireo manampahaizana manokana sy ireo anti-panahy ao anatin'ny filankevitra."
Mpifaninana ho solontenan'ny mpirotsaka an-tsitrapo ao amin'ny filankevipitantanana GV 2020: Kevin Rennie
Amin'ny firotsahana ho isan'ny filankevipitantanana, heverin'i Kevin ny hanana "ny fahafahana miasa miaraka amin'ity vondrompiarahamonina tsy mampino ananantsika ity mba hanakaikezana tontolo iray izay tena mila fatratra ny fisian'ireo feo tsy mainkina."
Diarin'ny COVID-19 avy any Wuhan : « Tsy tanàna fotsiny no nahiboka, fa koa ny feonay. »
Asehon'ireto diary manokana ireto ny fisarantsarahan'ny olona sy mahalasa azy ireo ho toy ny vongana tsy misy anarany rehefa miaina anaty fanarahana maso sy fifehezana avy any an-tampony
Mpifaninana ho solontenan'ny mpiara-miombonantoka ao amin'ny filankevipitantanana GV 2020: Mohamed ElGohary
"Ho ahy, ny fisiako ao anivon'ny filankevipitantanan'ny GV dia fisoloana tena ireo tombontsoa tsara indrindra ananan'ireo mpikambana ao anatin'ilay vondrompiarahamonina, ary izay indrindra no tena tiako hatao. "
Fifidianana ny ho mpitantana ny GV 2020: ny lisitr'ireo mpifaninana
Hafaliana ho anay ny manolotra ny lisitr'ireo voatendry hifaninana ho amin'ny toeran'ny solontenan'ireo vondrompiarahamonina ao anatin'ny filankevipitantanan'ny GV.