avylavitra · Jona, 2019

Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Jona, 2019

Rising Voices tao amin'ny Global Voices Citizen Media Summit 2010 tao Santiago, Shily (Ampahany 1)

Rising Voices  06 Jona 2019

Tany ampiandohan'ny volana May 2010 no natao ny Global Voices Citizen Media Summit 2010 (Vovonamben'ireo Olontsotra Mpampita Vaovao ao amin'ny Global Voices) tao amin'ny Tranombokim-panjakana ao Santiago ao an-drenivohitr'i Shily. Maherin'ny 200 ireo olona avy aminà firenena 60 tonga nanatrika ilay vovonana, izay voarakotra tsara tokoa teny anaty fampahalalambaovao. Tetikasa efatra avy amin'ny Rising Voices no nampahafantarina nandritra ny andro roa tao amin'ilay vovonana.

Miblaogy hatramin'ny fahazazàny

Rising Voices  06 Jona 2019

Nahasarika be ny sain'ireo mpampita vaovao erantany ny tetikasa One Laptop per Child (OLPC) noforonin'ireo mpikambana avy ao amin'ny fikambanan'ny mpampianatry ny MIT Media Lab noho izy ity miezaka ny hanatratra ny tanjona hoe hampitao solosaina finday ny ankizy tsirairay erantany

Fahaizana mamaky Media & Familiviliana ny Fanoherana

Rising Voices  05 Jona 2019

Sarajevo, Bosnia sy Herzegovina – nanjohy ny Rising Voices tamin'ny 2014 Efa manangasanga any ny vanimpotoana fifidianana ho an'ireo mpifidy ao Bosnia sy  Herzegovina, izay midika fa hanototra ireo mpifidy ato anatin'ny volana efatra ho avy ny  vaovao sy fandalinana momba ireo mpirotsaka hofidiana ary ireo olana goavana eo am-pelatànana....